VERY FITADIDINA SAHADY NY MPITONDRA
21. fiderana
(
10/10/2006 14:47)
avelao ho hita eo, fa efa talohan'ny firotsahana ho filoha no efa nisy ny fanenjehana azy ka hanao inona izay communauté internationale any, sa ireny no pression hanadiovana izay efa nanao ratsy rehetra , hanakonana izay ratsy vita, mahantra ny Malagasy raha izany.:twisted:
22. lagoon
(
10/10/2006 21:07)
besoiiin:
fetsikapa ilay poireau rajaonarivelo! mody takotakonana ao anaty resaka politika sy sahotaka politika handrangitana olona ny ratsy natao. d mievitra lery avy eo fa ho foana ho azy sy negligen'ny olona ny didy fampisamborana sy ny gadra tokony hefainy noho ny ratsy vitany. ny gasy kely na mangalatra akou aza gadraina kou i lery mitetika ny ho kôkôb eo. reveko ny adindravalo ka! tsy milefitra @ mpanao ratsy zany.raha izaho aza no teo tonga d notifiriko reny @zay mahatsapa tsara hoe ahoana ny dégréan'ny ratsy nataony t@ mpiray tanindrazana aminy.
Ny ahy indray ry leiry dia tonga dia asioko mandat d'arrêt international a.Faikam-boto ireny poireau ireny,ary kof-boay kanosa lahy.
Efa hitako im-piry iny tary iny fa raha vao mahita Tsalo no Merina mifanena @,tonga dia miondrika ny lohany.Tsy sahy mijery,fa menatra na matahotra.
Handrehitra adim-poko no tena paikany teo fa tsy nahomby.
24. tenagasy
(
10/10/2006 23:35)
Mankamamy hatrany e!
Isaorana ny fanomezana vongan-tsiky fa dia mavamavana ery ny saina. Resaka Rajaonarivelo P. moa ity; ao ny mahita hoe: fetsikapa ilay poireau: alohan\'ny hahalasa kapa ny poireau aloha mino aho fa efa nandre avokoa isika fa tsy hay iainana ny rivotra entiny an! LOL. Ao indray ny hoe: mifori-drambo hanao barrage eny Ambanitsena: izany dia efa fanalikana olona mihitsy. (-) Dia ao koa ny hoe Pierrot sy Pierrette dia ny zanak\'izany ve hoy aho tsy ho Poirette. Tsy net.
Vazivazy iray an-dalana fa voalohany ny hoe vonoina sy tifirina aloha moramorao ihany fa manjary ataon\'ireo ratsy loha fiafenana sy fikotrehana zavatra maloto ireny. Ary sao sanatrian\'izany tokoa ka misy izany ka voaelingelina @ famotorana eo. Sanatria tsy mandrahona aho fa mba torohevitra am-pitiavana be samy namana eto ihany ny ahy. (Voankazo an\'ala) (Io teny io ariana raha sendra ... ).
Manaraka izany nanamarika aho teto ny nambaran\'Atoa Andrianarisoa Ange hoe: \"erreur ny fodian\'i Rajaonarivelo P., tsy mieritreritra ny sécurité personnelle-ny izy\". Dia tohizantsika amin\'i fanontanian\'i lagoon hoe: \"Maninona ary no tsy nasaina tonga nitsena azy ny zanany sy ny vadiny e??\" Dia faranana amin\'ilay artikla an-gazety (miala tsiny fa tsy vonona eto ny référence, saingy raha ilaina dia hokarohina vetivety) nitatitra fa nanao fanambarana ho an\'ireo terataniny ny masoivohon\'i USA mba tsy hivezivezy any Toamasina aloha, USA izay heverina fa anisan\'ny firenena tsara fitsikilo indrindra. Atambatra ireo dia hoy aho hoe tsy mitrifatrifam-poana ny bibikely fa misy horohorotany tsy ren\'olombelona tsotra any ho any. Mazana ihany raha izany ny mpitondra Gasy tsy voan\'izany ampitaka sy vely an-katoka izany an!!! Gaigilahy anie no ifanandrinana sy mihantsy ady e!!!
Ny @ nanakatonana ny seranan\'i Toamasina indray. Mba nosainintsika ve ny @\'ireo olona hafa iray fiaramanidina tao e? Sa dia tsy misy fotony ireny miohatra @\'Ingahy Rajaonarivelo P. izay marihina fa olona toy ny olona rehetra ihany,ary enjehin\'ny lalàna aza? Dia mba ho nanahoana ny sécurité-an\'ireo raha tonga teo tokoa ilay fiaramanidina?
Farany sady tohiny ihany: ho an\'ireo fatra-piahy tsy amimpieritreretana ka mitanisa ny vokatry ny fanakatonana seranana eo @ ara-toekarena, sosialy, fizahantany, ...sns...; mba alefaso lalindalina kely anie ny fandinihana ary vinavinao hoe navela ho tonga ny avion, tanteraka ny fikasan-dratsin\'ny sasany: moa mba azontsika antsaina ve fa mety ho nakatona tanteraka anie io seranana io vokatr\'izany fa tsy telo volana fotsiny toy izao e??? Asa, izay kosa angamba no tanjona sy fitsinjovana ny mpiray firenena amintsika??? Amiko @ fo tsy miangatra, fahombiazana tanteraka iny nataon\'ny fitondrana iny.
Mirary soa eh!

25. rabaradaka
(
11/10/2006 05:53)
Samy manana ny fomba fijeriny ny tsirairay, raha ilay hoe barrage aloha dia mahamenatra ny nanakatonana ny aeroport ao Ambalamanasy, Toamasina, fa aleo kosa aloha mifehy na manageja olona iray toa izay hifehy rotaka olona maro