voateny foana
21. colar
(
09/10/2006 19:07)
sao d spons kosa izy de mataotra nareo sao very fihinanana, asehoy ny maha kof ry akama,mokondo ihany no mitondr an io,ra vo malemilemy eo nareo vo rirotra am sanga,misy film otran zany mintsy eto am tananay eto a,fa manontany tena daol ny ol we fa lery v mitapy e,tsy aty amiko alo zany e, torohevitro am nareo de ipitsiho refa mbola tsisy zaza alo ,fa gravy io ra vo misy charge eo,zay nareo vo tena solafa be mintsy
22. xxx
(
09/10/2006 19:38)
simplex> aleo hiverenana kotiana indray fa tena tsy tao an-tsaiko iny .
colar>raha hoe spons indray dia mbola be lavitra ny vola raisiko noho ny azy ,ary za aza no tena miantoka ny fiainanay ao an-trano manomboka any @ hofatrano ,ny jiro sy rano ,ny sakafo ,ny fiara ,ankoatra ny zavatra ataony cheque sy anaovany abonnement any ambadika any .
Efa resaka mitokana koa mantsy io vola mivoaka io tato .
Dia ahoana raha misaraka izany tsy ho blem @ fianakans ve .ny ho voalatsan'ny havana anie no tsy tanty e!.

23. soleil
(
10/10/2006 05:14)
efa betsaka ireo hevitra natsipin'ny namana teo aloha teo ireo , tsy dia tsara loatra ny manoro hevitra hoe misaraha satria iny efa voady natao hoe na an-kasoavana na an-karatsiana ny ho fanambadiana , nefa kosa rehefa tena tsy zaka sy tsy tanty aleo miala ihany satria manjary mampijaly sy miteraka aretina ho anao ary tsy misy mangirana ho anao ny fiainan-tokantrano , mangataha sy mivavaha amin'Andriamanitra hanoro ny lalana aleha , fa hainy daholo ny mahasoa rehetra
ny fiaraha-monina manana ny ambarany sy ny fitsarany foana na inona na inona fanapahan-kevitrao fa anjaranao sisa ny mandinika ny ho avy , enga anie fotsiny hampihiratra ny fiainanareo ny fisian'ny zaza atsangana
mahereza ary aza kivy

24. booboo
(
10/10/2006 05:42)
xxx > ndana @ zay resaho ny @ fahatongavan'ilay zaza izy, sy ny raha miandry azy, miandry anareo manoloana an'izay. Mety mila mbola miaritra kely indray ianao satria tsy ilay zaza noeritreretiny sy nofinofisiny no azony. Rehefa tena tsy mety ve moa ny raha, izay mampety ny fiainanao atao. Bon courage foana fa compilquée zay ny vehivavy indrindra rehefa mitady zaza mafy ôtra zany....
26. xxx
(
10/10/2006 16:03)
misaotra amin'ireo hevitra nomenareo rehetra sy natolotrareo fa misy ho dinihana tanteraka .misaotra e!
27. Fiffi
(
10/10/2006 19:26)
Raha zah aloha no eo @ toeranao ry xxx de zao no hataoko :
-Miresaka aloha ! manao carte sur table !
-Hampisehoako azy fa lehilahy aho ka tsy hataotra na ahoana ny fandehany ao na ahoana !
-Raha sanatria ka tsy misy hevitra ny hiresahana fa tondé lasa fifamaliana de avy de lazao tsotr'zao hoe : ny tsara angamba de ny fisarahana fa tsy possible intsony zao situation zao!
-Tsy hitako zay hatahoranao ny fianakaviany ! Marina fa hoe mety tsy ho tanty ny latsan'ny fianakaviany nefa ve de handeha hiharitra ny mafy tahak'zao mandritrin'ny firy taona indray ?
-Raiso ny résponsabilité-nao ! hampisehohy fa mbola manana ny maha-izy azy enao ! Fa de hataovyaloha io firesahana manao carte sur table io de lazao azy mazava tsara ny zavatra rehetra tsy tantinao satria raha tsy lazainao azy zany de hanohy foana izy @ fahatsaram-ponao ! de kourazy foana an!

28. xxx
(
11/10/2006 18:53)
misaotra ry Fiffi fa lasa ambony kely ny moral-ko tamin'io resakao io .hiala nenina farany aho dia ho hitako eo izay miseho .Misaotra betsaka anareo
29. HESHA
(
12/10/2006 15:15)
marina ny an i fiffi, refa tsy misy vahaolana vao misaraka, refa afa-nenina.
Ary aza apetraka am vavan olona na latsan ny fianakms zany ny fiainana fa tsara io de noho ianao, ratsy io de noho ianao. Ny ol mpitazana fotsiny.
Ra mba tsy nety iny tsitako zai olana tsi anovana azi