resam-bevavy ao ampianarana
![](https://avatar.serasera.org/4be29bb75918adcdf32addc60218b2ef.jpg)
1. salmo
(
06/10/2006 14:57)
Ny ahy alou tiako fa zah alou akia tsy hande hanambady zany fa lehilahy ray ve aky no hiarahana mandrakizay. saody makaleo ny toetrany rehefa avy eo kou :-D:-Dmisy bandy roa aoariana=D=D .
novalian'i randria2 ny 29/12/2006 19:39
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
3. booboo
(
06/10/2006 16:04)
Salmo >:-D:-D:-D ngah zay ihany fa mbola mitohy @ fi-kritikiavana @ antsipirihany ny toetran-dehilahy avy teo :-D:-D:-D:-D...nefa misy mahatara azy zay ny iray @ reo fosainy :-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
4. xxx
(
06/10/2006 16:17)
ka i salmo anie ilay lehilahy tsy iarahana f'angaha mbola tsy kopy foana ialahy.:-D
![](https://avatar.serasera.org/a0e5b20b0c4215f8d2baf9a56f5b7074.jpg)
11. Aino
(
07/10/2006 20:54)
hahahahaha tsy ny lesona izany no henonao fa ny resaky ny sipa ao ampianarana:-D
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
12. xxx
(
08/10/2006 16:05)
mmhhhh tsy mahagaga, kay tsy ny lesona ny henoina fa sipa izao ny vokany hihihi miteniteny fona...