lasopy sinoazy gasy

1. vivi ( 05/10/2006 15:21)
mba omeo recette fanaovana anilay ranon'ny lasopy chinoise any dago iny we ry reto e! , fa tena t ihinana b za zany , vao maika tsra moa raha ny recette ny lasopy mihintsy , misaotra mialoha !
novalian'i xxx ny 05/11/2006 19:22
2. Samoana ( 05/10/2006 16:16)
lasopy sinoazy gasy ? Mampime koa izany. ôtran'ny miteny hoe mofogasin'i japon=))
Mba tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy fa mifona tompoko:D
3. dailynews ( 05/10/2006 16:46)
oay toa tena io tokoa no hataoko sakafo androany alina...dia miandry ny re-7 zany aloha fa toa tsara izy izany.
4. Fiffi ( 05/10/2006 17:22)
http://www.asiaflash.com/cuisine/cuisine.php?mara=046
http://users.skynet.be/la_cuisine_belge/chine-recette-soupe-poulet.htm
5. Fiffi ( 05/10/2006 17:27)
fa ny fanaovako azy aloha de zao:
Poulet voatetika madinika , hendasina kely io , hampiana rano avy eo rehefa somary lasa miova iny ny lokony , hasiana 3 sotro lehive sauce de soja de hapangotrahana !
manao omelette atody 2 de tetehina madinika koa , tetehina ny tongolo raviny sy coriandre !
Rehefa mangotraka ny rano niaraka t@ le poulet de harotsaka ny nouilles de hidina ny afo .
Alohan'ny hinana azy de harotsaka ny atody , coriandre sy ny tongolo raviny .
Azo hasiana champignon noir koa ! de mazotoa homana daholo.
6. vivi ( 05/10/2006 19:48)
tsy izany ry fiffi fa raha tsy atao we lasopy chinoise gasy d tsy mitovy anilay any dago , satria ilay soupe fihinako any @ restaurant sonoa aty d tsy mitovy ny any d tena manina anilay lasopy za ! ihihih misaotra akia ry fiffi !
7. soanja ( 06/10/2006 00:32)
Ka sao de ny hena no mamoaka tsiro samihafa? Hafa mantsy ny tsiron'ny zavamaniry sy ny hena any amintsika fa tsy toy ny aty.
8. Fiffi ( 06/10/2006 07:49)
de tsy aiko indray zany soupe chinoise gasy zany an! nefa hoe soupe chinoise.....
9. majakely ( 06/10/2006 10:35)
otraotran ny an'i fiffi io ihany fa boulette atao majinijinika beuh mintsy am toeran'lay nofon'akoh,,,de tsy asina corriandre fa ciboulette (tongolo maintso)fotsiny no atao ,de ny bouillon ranon-dasopin'akoho nandrahona am legumes,,hihihi ,,mazotooo...
10. vale ( 07/10/2006 22:47)
majakely> mmmmmmmm:):miam:, andramako io bouillon de légumes sy akoho io:-*, ny ahy dia akoho tsotra no ataoko de mbola ampiako cube avy eo, na kou vi tsinnna:^)
11. Fiffi ( 08/10/2006 17:20)
fa ny ciboulette ve akia ry majakely tsy somary marikivy raha ho hanina mafana ? ny ciboulette manko ny fampiasaiko azy de hataoko sauce mangatsiaka foana , ohatra sauce @ yaourt !
12. simplex ( 08/10/2006 18:20)
majakely:
de tsy asina corriandre fa ciboulette


k lasa lasopy sinoazy vazah ra vao tsy asiana an'iny satria lasa tsisy an'le fofona :°) tena marina eee.

Tsy mety nga ra ampiarahina izy 2, sady asiana corriandre no asiana ciboulette :oops:8):D:D

:-*:-*
13. vale ( 08/10/2006 22:03)
tsara be, vao may mety be koh!:):miam::miam::miam:
14. vale ( 08/10/2006 22:13)
simplex> lasopy sinoazy vazah,:roll: hihihihihihi:wink:
15. simplex ( 08/10/2006 22:23)
:miam::miam:
16. vale ( 08/10/2006 22:26)
:miam::miam:,fa tsy lasopy sinoazy sinoa ve no izy eh?:-D:-D:-D:oops:
17. simplex ( 08/10/2006 22:46)
:miam::miam:
18. vale ( 09/10/2006 19:38)
in foana ty mitsako2 ty ry simplex ah,:lol:, tsy te hisomonga? :?... mazotoa homana ary fa tsy helingeleniko tsony eh
19. Fiffi ( 09/10/2006 21:35)
mankafia akia izy an! :-D:-D:-D
20. vale ( 09/10/2006 22:08)
:-D:-D:-D
Fiffi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2618