lany andro
21. isrine
(
10/10/2006 06:00)
KA mba valio ny fanontaniako izay afaka mamaly e.Indro izy averiko io.
Ilo: ka efa nisy nilaza ary ve hono hoe mankaiza ny fanahy rehefa maty ny olona iray?
Flinde: hafiriana aorian'ny fahafatesan'ny nofo hono ny fahafatesan'ny fahahy?
Zany hoe mety maty ihany zany ny fanahy fa tsy hoe ny vatana ihany no maty. Ka inona no tena marina ry mpino isany o?

22. Ilo
(
10/10/2006 08:00)
ka na hiteny aza aho hoe mankaiza, ahoana moa no hinoanao ny teniko raha na ny tenin'Andriamanitra aza tsy hinoanao?
inona ary izany no inoanao e! sa ianao tsy mino raha tsy mahita?
dia nisinisy fotsiny amin'izao izany izao rehetra izao aminao? théorême du big bang!!!
inona ary izany no inoanao e! sa ianao tsy mino raha tsy mahita?
dia nisinisy fotsiny amin'izao izany izao rehetra izao aminao? théorême du big bang!!!
23. xxx
(
12/10/2006 10:32)
Raha toa kosa ianareo mba mahalala ny mety ho valin-dresaka dia mba valio ny resaka apetraka, satria ny eto sehatra ho an'izao tontolo izao, marina fa olona iray no mametraka ny fanontaniana, fa aza heverina hoe ho an'io olona mametraka fanontaniana io fotsiny ny valiny. Betsaka ny tsy sahy milaza hevitra eto, fa inoako fa betsaka ny mamaky ny hevitra mandalo eto.
Ny fiainana ankehitriny efa lasan'ny rendrarendra, ary maro ny olona no tsy mivavaka, ka sao mba ho ny resaka mandeha eto amin'ny serasera no hiverenan'ireo izay tsy mino intsony an'Andriamanitra amin'ny lalana marina.
Koa alefaso ny resaka ry Ilo raha toa ka misy.

24. prime
(
12/10/2006 10:56)
Fanamarihana: tsy mitombina loatra eto ny fanontanian'i isrine satria ny lohahevitra eto dia mikasika ny "authenticité" ny baiboly, ka aza avily resaka fanahy sy mankaiza izy aorian'ny fahafatesana sns... efa nisy nanao fanamarihana tao ambony tao fa ny resaka fanahy dia efa novoasan'i soanja efa lohahevitra tsy latsaky ny efatra ao ambany ao... ka raha te-handalina an'izany isrine, tsara aloha mamaky any... fa tsy vita @ resaka vety2 eto ireo fanontaniana ireo... na koa manokafa lohahevitra vao2 indray hoe mankaiza ny fanahy aorian'ny fahafatesana ohatra... (nefa efa resaka lavab izany ao ambany ao aloha)
25. Ilo
(
14/10/2006 07:01)
Tenin'Andriamanitra ny baiboly fa fitaovana fotsiny ihany ny olona izay nanoratra.
IIPet1:
20 fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany;
21 fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy.
Ary maharitra mandrakizay:
"Ny lanitra sy ny tany ho levona fa ny Teniko tsy mba ho levona"

27. xxx
(
23/10/2006 10:17)
FAnamarihana fotsiny ny ahy e, raha ny lohahevitra mandeha eto dia tsy ho araka mihitsy, fa raha misy resaka mandeha nefa efa nandeha dia mba omeo ilay olona ny ref, mba hijereny ny resaka efa nandeha.
28. prime
(
24/10/2006 13:56)
xxx> misaotra @ fanamarihana fa efa voafafan'ny mpikarakara tokoa ilay resaka fanahy ilain'i isrine io...
Ka manasa an'i isrine hanokatra lohahevitra ary mikasika izany... i soanja no tena nana-kambara betsaka t@ izy io ka manasa azy koa mba hamerina raha mbola sitrany...
Ka manasa an'i isrine hanokatra lohahevitra ary mikasika izany... i soanja no tena nana-kambara betsaka t@ izy io ka manasa azy koa mba hamerina raha mbola sitrany...
29. soanja
(
24/10/2006 15:29)
prime:
xxx> misaotra @ fanamarihana fa efa voafafan'ny mpikarakara tokoa ilay resaka fanahy ilain'i isrine io...
Ka manasa an'i isrine hanokatra lohahevitra ary mikasika izany... i soanja no tena nana-kambara betsaka t@ izy io ka manasa azy koa mba hamerina raha mbola sitrany...
Reny resaka lava be reny ve ry Prime . Aiza kosa no mbola hananako fotoana anireny fa mba aleo ndray re nareo mba manome sopapa azy amzay nazahoanareo azy. Tsy hoe tsy hanao aho fa aleo alo tsy mampanantena fa sao dison'ny fiarahamonina eto. Tena tsy misy archive ve zany ny forum ato sa?
30. caprio
(
24/10/2006 23:08)
Isrine:ny fanontanianao de we(efa nisy ve nilaza we mankaiza ny fanahy refa maty),valiny voalohany aloha dia ny baiboly no mitantara ny momba ny fanahy refa maty ary milaza enao we tsy mbola fantatra ny hiafaran'ny fanahy ,ny azon-tsika atao fotsiny zany de we na mino ny baiboly sika de mafantatra ny hiafaran'ny fanahy, na tsy mino dia zay fotsiny, ary tsy hitako anie izay anontanianao an-zany fa vakio fotsiny ny baiboly de vita satria ny amalin'ny olona ano eto anie dia izay hitany ao anaty baiboly daholo no avaliny anao e!donc zany vakio ny baiboly dia voavalinao ny fanontanianao
32. prime
(
25/10/2006 13:30)
isrine> ho fanomezana fahafaham-po ho anao dia ireto ary averina eto ny fampianaran'i soanja... manasa anao hamaky an'ireto :
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m44d2beca3a66b
ary koa :
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m44b838bb5e037
... dia mazotoa mamaky ary
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m44d2beca3a66b
ary koa :
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m44b838bb5e037
... dia mazotoa mamaky ary
33. caprio
(
25/10/2006 22:28)
prime:ka rehefa tsy mino izay lazain'ny baiboly izy dia sarotra be am-tsika ny hamaly io fanotaniana io satria isika tsy maintsy izay voalaza ao anaty baiboly hiany no azon-tsika avaly azy
34. prime
(
26/10/2006 12:33)
Marina mihitsy ny voalazanao... izay no mahatonga ahy mamily azy any @ fampianarana nentin'i soanja satria angamba any izy mety mahita izay tadiaviny...
35. soanja
(
26/10/2006 13:09)
Ie zah alo tsy mijanona amin'ny baiboly fotsiny e. Ny baiboly dia nosoratan'ny olombelona taloha elabe ny niainako. Ny teny ao dia tena zavadehibe tokoa ary tena tiako ary lalaiko saingy ny fahamarinana dia tsy ho ao ihany fa mitohy foana satria Andriamanitra dia omaly sy anio ary Mandrakizay. Tsy mijanona miasa izy fa miasa foana isanandro amin'ny lafiny rehatra. Ary izay no nanomezany ahy ny saina. Izay sarobidy tokoa hampiasau=ina handinika ny zavamisy aminizao fotoana ary mitady vahaolana amin'ny zany araka izay mba vitanao anampianao ny mpiara belona aminao amim-pitivana ary ny hampiharanao azy amin'ny tenanao indrindra indrindra. Raha tsy izay dia lasa bornee aho. Io indrindra no tsy heken'ny saiko.
36. prime
(
27/10/2006 11:35)
soanja> ie, mitovy hevitra aminao tanteraka ny tenanay...
Fa na izany aza, tsy ilay asa fikarohana no olana fa ilay tsy faampian'ny "esprit de discernement" rehefa manao asa fikarohana ka na hita aza fa mifanohitra @ tenin'Andriamanitra matetika dia mbola lazaina ho tsara ihany... tsy ny fantatra rehetra nefa no mahasoa...
Hoy ny voalaza "Fantaro ny zavatra rehetra; hazòny mafy izay tsara." I Tesaloniana 5:21

37. soanja
(
27/10/2006 15:09)
Izay indrindra Prime a. Fantaro izay mahasoa anao. Izay no zavadehibe. Ny fahafantarako ny marina no mahasoa ahy. Katsahako lalandava ny fahamarinana.
Ilay hoe inona no mifanohitra amin'ny tian'Andriamaniatra atoako no tsy nataoko dia izay indray zah ihany no mety hahavaly an'izay satria hatramizao dia hitako fa zavatra iray doloha no zavadehibe amiko. Ny fitiavana an'Andriamanaitra izay handaniako ny ron-dohako sy ny fanapariathana ny atoa hoe Fitiavana, ny fitoaniana ao anaty mba ahafahako mikatsaka azy akaiky ary ny fanasoavana ny mpiara belona sy ny tontolo iainana.
Tsy natao hijanona tsy hihevitra ny saiko fa raha tsy izay dia izay no manahirana ahy, tsy sambatra aho rah izay, soa fa aty aho faka manaoa ireo rehetra ireo hampiarako ny fikatsahana tsy mitsahatra. Hatramin'izao aloha dia mahafapo ahy ny safidy noraisiko amin'ny zavatra hitako sy nianarako.

38. caprio
(
27/10/2006 23:07)
soanja:milaza enao we ny baiboly dia nosoratan'olombeloa taloha elabe,kanefa tsarovy fa mpaminany ny sasany t@ireo olona taloha ireo ary ny sasany moa dia niaina mintsy tao anatin'ilay zavatra nosoratany,ka aza ampitoviana @boky hafa na @fandinihan-tsika ankehitriny mintsy,ary tandremo ary ry soanja sao diso mandalina loatra ny zavatra hafa ka manadino ny baiboly an,tsarovy fa jesosy ary anie notediavin'ny satana fitahina eee ary azon'ny satana atao mintsy ny manome porofo antsika @izao andro zao mba tsy hinoan-tsika ny tenin'Atra ka tandremo tsara an
39. soanja
(
27/10/2006 23:41)
Raha ianao no zah dia mety izay tokoa angamba no hitranga ry Caprio satria toa izay no atahoranao. Fantatro ny tenako ary matoa aho nanaiky hirotsaka hianatra theology dia noho izay fitiavako sy fahalianan'ny saiko momba an'Andriamaniatra izay. Nianatra ny resaka Silamo aho, nanao ny Tao, nianatra ny Torah sns . Mbola tsy nampihena ny finoako ny baiboly izany sady hampiharako ny teny omeny satria izy dia fa mitondra ny tenin'Andriamanitra. Toy izay koa ny Torah sns hafa rehefa miresaka ny Fitiavan'Andriamaniatra sy ny fifandraisany amintsika olombelona ary ny fampanantenana ny ho avy. Ny ankoatr'izay dia heveriko fa hevitry ny mpandinika rehetra ihany , olombelona. Ny hoe faminaniana dia hinoako tokoa ary io na nahatonga ahy handalina azy.
Tsy misy atahorana ny aminzany satria raha misy tokoa ny ratsy de izaho ihany tokoa no ho voa. Miankina amin'ny fahatanjahan'ny finoana izany. Jesoa dia mahery ary izy miaina isanandro ao anatiko rehefa vonona ny handray azy aho.

40. caprio
(
28/10/2006 22:46)
soanja:tsarovy koa anie fa voafetra hiany ny zavatra zakan'ny saintsika fantarina ry soanja e!raha ny baiboly fotsiny hoatra dia betsaka ny zavatra mbola tsy takatry ny saintsika ao,koa ampiana zavatra hafa ndray ve ry soanja tsy hifangaro daholo ny zavatra rehetra,ary misy ny fitenin-tsika malagasy manao we(aza manenjika bitro roa)kanefa ny anao tsy vitan'ny bitro roa intsony no enjehina fa maro mihintsy(tao,torah,silamo,sns....)fa arakaraky ny fahatanjahan'ny sainao marina angaba fa hoy aho we...mahereza ry soanja kely dia aza adino ny mivavaka an