De i Patrick ve après Ravalo ?
24. rabaradaka
(
11/10/2006 06:03)
Somary taraiky tany ambanivohitra aho ry zareo fa izao vao tonga. O ry zareo a, aza mananihany moa fa iza indray fa tsy i Patrick-nareo e, ny ben'ny tanànanare, i Ramiaramanana e !!
26. rabaradaka
(
12/10/2006 07:05)
Manonofinofy mantsy hono i Patrick hoe ka i Ravalo ange ben'ny tanàna no lasa prezida, i Chirac ben'ny tanana lasa prezida, de za koa, hoy Patrick tokony ho prezida. Ka tsy hidiran-draha ny tanàna ?
28. rabaradaka
(
13/10/2006 07:00)
Eny indray ary koa, aleo izy hanonofy fa tandremo sao lasa manonofy miaraka aminy eo ka tsy voaroaka ny fako
