Ozona

21. soanja ( 16/10/2006 20:22)
dailynews:

Tsy misy fisaorana o, mazotoa ary(l)

(l)(l)(l) hatrany hatrany

22. ragany ( 15/11/2006 12:39)
Bnjr daholo !
Tsy haiko aloha na mbola mitoy ity resaka ity na tsia fa zao aho vao nahita de...Na ny ozona na ny tso-drano dia samy misy sady samy manan-kery . Ianao no misafidy zay ampiasanao na itsy na iroa . Tsy ho lava resaka fa de hoe scientifik no jerena azy .
Ny atidoha dia mi-générer hery(énergie) amin'ny hendriny rehetra Chimik ,électrik ets...ary indrindra rayonnante . Ity farany ity no tena goavana na tsy mbola voadiniky ny olombelona lalina aza . Araka ny sainao dia mi-générer énergie mifanaraka na mitovy longueur d'onde amin'izay ny atidonao .Dia io hery io rehefa tena soutenue tsara na kely aza dia mamindra tendrombohitra . Araka ny maha pur ny tena no mampatanjaka io hery io . Na koa hoe araka ny maha subtil kokoa ny tena zany hoe tsy miaina ny fianana aranofo loatra noho ny tena masina na noho ny tena tsy manankery arabatana fa....Ka tandremo ohatra ozonan'ny antitra indrindra fa tena amin'ny fony ka nahalatsaka ranomaso azy fa!!!!!
Ny tsodrano koa dia tena toa zany . Ny vavaka koa toa zany .Energie daholo reny ka ....izay hifampitana sy amplifier-na fotsiny .
Aoka hazava fa TENA TSY MANDA MIHITSY NY FISIAN NY HERY AVY AMIN NY DEVOLY AHO AKORY AN , TAHAKA ZANY KOA ANEFA TENA MISY ARY TSARA HILOMANOSANA MANDRANKARIVA NY HERY ATOSAK ANDRIAMANITRA HO ANTSIKA. Misy ny devoly ary miasa kokoa eo amin'ny énergie négative izy .Miezaka ny hijery @ fomba scient fotsiny aho .
Ny fombafomba rehetra hoe prière,meditation,rite animiste etc...dia natao fotsiny ahafahana mi-regler ny atidoha ahazo ny fréquence d'émission ilaina ( miasa toy ny circuit résonnant R,L,C tokoa mantsy io atidoa io etc....
Tsy provoc io an ...manaraka raha misy fotoana ry soanja a!....
23. soanja ( 15/11/2006 16:57)
ragany:

Misaotra betsaka an'i Ragany nanazava. Tena mazava be mihitsy. Dia manantena anao hamangy matetitetika eto de mba manome hevitra toy izao satria ilaina tokoa.
Ny fanazavana dia misy ifandraisany be mihitsy ny atao hoe energy Ki na Jin-Ki. Ary tena mitombina tsara mihitsy io satria tena misy ny hery tsy hita maso nefa mandaitra.

24. booboo ( 15/11/2006 18:19)
Ny fanazavana dia misy ifandraisany be mihitsy ny atao hoe energy Ki na Jin-Ki. Ary tena mitombina tsara mihitsy io satria tena misy ny hery tsy hita maso nefa mandaitra.

:°) izay ilay hoe "fanahy mahery no nomena anareo fa tsy fanahy osa"...mila mahay mampiasa azy fotsiny
25. ragany ( 16/11/2006 08:05)
Fa tena teny masiaka be no navalin'ilay namako zay raha toy zao no nolazaiko azy indray mandeha

-
-
-

Raha ny fipetraky ny resaka zao angamba dia tsy tokony hajanona fotsiny eo amin’ny figoana ny vokatra e. Ny tiako lazaina de hoe tsy ampy ny hoe nanozona aho de nisy fiantraikany dia afapo teo . Na koa hoe nitsodrano aho dia nisy valiny hita maso dia mionona eo . raha olona eny aminay anaty bozaka eny dia sûr ampy zay angamba fa ny olon’itony aterineto tony tokony handeha lavitra kokoa . Zany hoe tokony hanontany tena hoe fa ahoana , fa inona marina no nahatonga ny vokatra .
Ny mpino kristianina ohatra tsy tokony hionona fotsiny amin’ny hoe amin’ny anaran’i Jesosy dia vita itsy na iroa , fa kosa tokony hiezaka hikaroka ny antonanton’ireny « miracles » isankarazany rehetra ireny ( lois à découvrir ) ka hamadika ireny ho « phénomènes reproductibles à volonté » ….Aza taitra ka ; …efa hitako …maro be sahady ianareo no indray mitroatra hoe inona koa ity ? ..Toa resaka maninana Ny Nahary zany …toa miaramilan’ilay ratsy ty ….Zao e, efa tapitra ny ères maromaro zay samy nitondra fandrosona betsaka . Angamba efa ère vaovao zao misy antsika zao . Ere tokony hananganana réligion scientifik …na koa hitrandrahana sciences spiritualisées…scienti(fi)sation des réligions na spiritualisation des sciences …des grands mots ve…aventures ve….délires ve ? …Ary lay hoe l’enfant aux pieds nus qui regardait les étoiles ….Iny kosa tsy nofy angamba ? Fa raha mbola tsy nivaingana moa ny vokatry ny fikarohany no nilaza ny eritreriny ve izy tsy …asa lahy .
Inty misy ohatra tsotra : miaina tontolo 5 sosona fara fahakeliny ny olombelona ( 5 sens) nefa ny hitan’ny maso tsy hary ho ren’ny sofina avokoa , tsy mbola nisy nilaza ny tsiron’ny mavo na ny feon’ny mangidy ( les 5 mondes étant parallèles ) . Amin’izao fotoana izao anefa dia efa afaka mametraka « matrice de passage » mitombina ny olombelona hamadihana ny loko ho feo na mifamadika amin’izany ( Techniques télévisuelles etc..) . Par analogie azo atao tsara ny mieritreritra matrices de passage ahafahana mamadika ny lois du monde physique ho opérantes en mondes subtils et vice versa ……Resaka adala ve …Anisany nitiavako betsaka indrindra ny Reninay dia ny fahatsorany . Tsy mba be adihevitra izy satria na « ny manoratra ny anarany aza tsy hainy » . Tsotra izy nefa ny finoany dia tsy mba azo hozongozonina mihitsy . Matanjaka ny azy noho ny anilay olona mpiteny hoe minoa fotsiny ihany iny . Ary zay lay hoe na kely aza nefa tsy mihambahamba ( ny loi momba io koa … ? ) . Dia hontsa io reniko io foana aho taloha fony fahavelony . Hoy aho anankampo : zao zany le hoe « ignorance paisible d’une mère paysanne » . Zaho ve no diso tsy mionona amin’ny finoan’i Neny sa izy no diso nanokatra ny masoko hijery varavaran-kely hafo (les sciences ).
Je me pose des questions et je vous en pose d’autres , non pas pour vous sous-entendre des réponses mais pour inciter certains d’entre vous qui en ont le courage de…… ne pas nous satisfaire de NOTRE ignorance malgré la paix qu’elle nous procure …..Ny miracles rehetra tokoa mantsy dia mipoitra rehefa mahazo niveau d'énergie voafetra mazava ny olona iray na vondron'olona iray miaraka mi-pratiquer rituel manokana .....na inona na inona finoany dia itovizany io niveau d'énergie hitrangan'ny "miracle " io . Alohan'ny ahazona io niveau io dia misy étapes maro tsy maintsy lalovan ...zany no ilana ireny litorjia ireny : Mifona aloha , mamatraka niveau mazava io raha tena miaina ny vavakao ianao ; avy eo dia miaiky fa tena neken'ny Ray ny fifonananao ,2è niveau ; de zay voa mangataka etc.....
A plus si Dieu le veut…..

26. soanja ( 17/11/2006 00:44)
Tenan mahaliana tokoa ny resaka entinao ry Ragany. Mahafinaritra tokoa raha misy resaka tahakizao satria manome fisokafana ara-pijery sy saina.
Tsy dia manan-kambara firy zah fa dia hoe rehefa malalaka ianao dia araho ny tantarako ao amin'ny (by Soanja)www.blaogy.com fa ho hitanao ao ahoana ny fivoatran'ny fijerin'olona iray ny cas isan-karazany amin'ny fiainana ary ny hitondrany izany amin'ny fiainany. Satria tena niainako ohatra ny resaka famosaviana sy ny filazana ny ho avy ary ahoana ny fomba entin'ny olona iray amin'izany tanjona izany ka mahatonga an'ilay izy ho mitranga tokoa ary ahoana ny tsy hiarany intsony, zay miankina amin'ny resaka atidoha daholo. Tsy mbola izao aloha le tantara momba ny famosaviana no mande fa rehefa afaka iray volana any angamaba fa manasa fostiny rehefa malalaka.
27. ragany ( 17/11/2006 10:57)
Eny iky....

Ajanontsika eto aloha ity ka . Sao dia sehatra hafa no tokony hiresahana zany .
Misaotra betsaka an'i Soanja noho ny fanasana fa efa nanaraka io blaogynao io hatry ny ela aho ka . saingy tsy hita intsony reo pejy teo aloha toy lay "niarakandro kanakana" sns...nefa mahaliana . Aiza no misy reo pejy teo aloha .
Tiako be ny fanoratrao no mahaliana ahy manaraka azy . Eny tsara koa ny tantara fa ny marina dia mahay mitantara ianao .
Tena tiako soritana manokana kosa ny "honeteté intelectuelle"-nao eo ampitantarana .Na tsy manafian na inona na inona aza ianao ka tena mahasahy mihitsy miboridana imasom-bahoaka dia miaraka miaiky amiko angamba ny rehetra fa tsy misy mahita ary tsy misy mieritreritra akory ny henatrao na ny fitanjahan'i Soanja .Variana sy sondriana migoka ny hatsaran'ny fitantaranao ny herintsainao sy ny adim-panahinao eo amin'ny ampahampiainana asehonao ny rehetra.
Lasa eto moa no resahana izany satria toa tsy accessible ary @ lay blaogy tao aorian'ilay blablan'ilay olona iny .
Fiteny tokoa ny hoe anana tsy mahavaly hena nefa noho ny fanasanao dia mba manasa anao koa hijery ny blaogy.com (by manana19).Tsy dia manana fotoana hivalamparana ka tsy mbola voatoy ny ao @ io blaogy io
28. soanja ( 17/11/2006 14:30)

Misaotra Ragany nizara ilay pejinao izany fa hojereko tokoa rehefa misy ao. Manaraka akaiky ny blog rehetra aho sady mahaliana daholo ny ankamaroany. Saingy ity zavatra noresahintsika ity dia tena mahalina bebe kokoa satria zary lalaovana fotsiny matetika satria tsy misy te hisahirana handinika azy.
Ny hoe tsy menatra dia marina izany a amin'n tantarako. Tanjoko ny hanome fahafahampo ny mpamaky fa tsy hoe mamaky fe mamaky dia tsy mijanona ilay hafatra, sady lasa mamonamonaina. Misy hafatra mantsy ao anatin'ireny ary faly aho amin'ny ankizy manoratra amiko fa tafita ny hafatra.
Ny pejy taloha rehetra de nesorina satria aleo amin'izay izay efa nanaraka ihany no haharaka satria ampy kosa angamba izay ny fotoana nizarana azy. Faly aho raha nahazo tsirony tamin'ny famakiana ny rehetra. Sambatra aho fa Malagasy. Ary sambatra aho manana mpiray tanindrazana mahafinaritra. Soanja

29. raryjaz ( 20/11/2006 14:01)
ny tena manozona matetika dia ireo Rayb s Renibe rahatoa nisy zavatra tsy nety nataon'ny olona anakiray ary mandaitra miitsy izy io efa nahita sy nandre ny masoko t@ resaka io ka tandremo fotsiny sao tratra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.475