inn marina ary

21. colar ( 06/10/2006 04:53)
tsy mila mnao antso ange zany fa de we IZA RE am reto sipa b d b ato reeto no ho kotina sy ho tiavina sy sipaina sy inn ko,mila manesy ny ao am momba antsika zany ra izany an,hahahahah,ka 1 tona vovita
22. Fiffi ( 06/10/2006 05:38)
hummm! de mazotoa ary ry colar fa toa ho be asa enao zany an! :-D
23. ninih ( 06/10/2006 08:43)
colar: de mazotoa marina izany ary aloha de mahita ze ilaina e! :lol:
24. Fiffi ( 06/10/2006 20:22)
25. colar ( 07/10/2006 09:28)
zany ko v ho vita e,ol tsisy fantatra ery v no ho samborina fotsiny eo,tsssssssss,olona mamoifo no manao an zany,ny akama eo efa b db ko,hahhahhhha
26. Fiffi ( 07/10/2006 12:58)
nga nisy nilaza fa hisambotra enao teo ?
27. ninih ( 09/10/2006 09:15)
ny aza hitako hoe voasambotra! :-D :-D :-D
28. fiderana ( 10/10/2006 05:56)
Tsy misy nametraka tato colar â!, @ voalohany izy tsy fantatra , fa @ manaraka izy fantatra ihany, ny valala aza hono tsy azo raha tsy handrian'ilika ko!, fa raha tena izay no hataonao ato dia minoa ahy ianao fa ahazo izay ilainao.8)
29. diamondra27 ( 10/10/2006 07:20)
colar: averina @izay izao ny fanontaniana: fantatrao @izay ve le atao hoe: antson'ny fo sa tsia?

Hazavao?

Tu as 3 jours pour faire la dissertation.

Puis le taranja de coefficient3

courage
:-*:-*;-);-)
30. mandrindra ( 10/10/2006 08:50)
dia iza no hitsara ny copie an'i colar??
31. ninih ( 10/10/2006 09:14)
ary iza no hahavaky izany dissertation de 3 jours izany! izany ve tsy efa ho mini-mémoire mintsy! :-D
32. diamondra27 ( 10/10/2006 11:33)
mandrindra: izay mamaky azy eto koa, lol
ninih:hihihi, misy mamaky foana akia eto a!:-D:-D
33. diamondra27 ( 10/10/2006 11:35)
colar: mila mamaly haingana ianao fa manjary tsy fantatra tokoa le izy satria vao nisy nandefa size 'zao ao an! refa nandede tany @ rubrique hafa tany izy de farany nitotona teto @ antson'ny fo.

De ahoana ny @izany?mety sa tsy mety.
Io zany mety sopapa kely @ le disertation e!:-P:-P
34. ninih ( 10/10/2006 13:30)
saika hamaky le dissertatriona kay moa mbola aloha lotra angamba e! :lol:
35. diamondra27 ( 11/10/2006 06:55)
ninih: aza maika akia ndry fa manjary tsy concentré eo ra-colar a
36. ninih ( 11/10/2006 13:05)
diam: efa mba te ahita le dissertation aky za a! ao fa hiezaka ny tsy ho maika ary e!:D
37. diamondra27 ( 11/10/2006 15:20)
ka lery aza repotra be tsy manao coucou akory koa
38. prime ( 12/10/2006 11:19)
nisitaka kely leiry nanao rédaction an...:wink::-D:-D
39. ninih ( 12/10/2006 12:34)
mila miomana daolo izany hamaky le dissertation ko! :lol:
40. Fiffi ( 12/10/2006 16:59)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2134