Sali daholo an

1. Ramanou ( 30/09/2006 13:05)
Aiza ny oul ato?

Raha misy tia m'vazovazo na ohtr'zany dia omeo tôpy e, ok?

Mahereza aby e!
novalian'i ninih ny 03/10/2006 11:30
2. Fiffi ( 30/09/2006 13:40)
:roll: hummm fa iza no tsy tia mivazo ? ! mino aho fa tia daholo ny ato an! :)
3. fiderana ( 02/10/2006 12:48)
Miafanalavitra loatra isika, fa rehefa tonga eto Dago betsaka ny namana sy toerana azo hanaovana izany Ramanou â!
4. ninih ( 03/10/2006 11:30)
vitsy raha misy ny ol tsy m'vazo izany marina an! refa tafavory maro² vitsy² de lasa izao. fa saingy ny any amin-dry Ramanou no asa aloha e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.043