Lasa la mode tokoa ve ny mihanjakanjaka?

1. gasypantin ( 29/09/2006 17:54)
Sendra mba namaky ny lahatsoratry ny gazette de la grande île androany 29 septambra ny tena dia mbà nanontany tena tokoa @ LA MODE eto ANTANANARIVO .Tsy dia hoe mitsara fahatàny fa dia mini-jupe ery ,pantalon moulant eroa , je m'en fou ...etc..Efa mila hitanjaka misy ny sasany izany ,tsy misy mpifady intsony ...Ekena fa misy ny fandrosoana nefa na dia izany ary ve!
novalian'i rnjak ny 23/10/2006 12:11
2. lemenakely ( 29/09/2006 18:34)
http://www.madanight.com/madagascar-photo-22792.htm
na
http://www.madanight.com/madagascar-photo-23116.htm

MBA AMPISEHOINY NY ENTANA E:-D
3. Fiffi ( 29/09/2006 19:16)
misy zavatra tsy arakareo lhl kosa eh! misy manko ny tenue ohatra ireo hita eto ireo mino aho fa tsy akanjo hentina handeha hetsena an!
Misy fotonany avokoa ny fitondrana ny akanjo lamaody fa tsy hoe zay hitanareo rehetra atsy sy eroa de ho hentin'ny vhv hatraiza eh!
mini-jupe ery ,pantalon moulant eroa , je m'en fou ...etc..
ka inona no mampimenomenona anao ry gasypantin ? rehefa tsy tianao de aza jerena fotsiny eh! gasy ka manja hoa ....:)
4. kiali ( 29/09/2006 22:28)
refa tsy zakanao razoky de aza mijery fotsiny an! de ampanaovy lamba be tahaka ny tavaratra ny vadinao fa reny zany no mety mahatsara ny sainao
5. Fiffi ( 30/09/2006 07:31)
ié ! io angamba ny solution ho azy raha fady aminy ny fanarahana lamaody!
6. andry08 ( 30/09/2006 14:25)
"le goût et les couleurs ne se discutent pas", samy mba mifidy izay tiana re e!:)
7. soanja ( 30/09/2006 15:16)
Mba mifamadibadika eo re. Indraindra ilay lavabe mila hampienjera ireny dia mba anjaran'ny miantoana sy mitingitingina indray ny sehatra. Sa ve de tena tsy gasy intsony raha vao toy izay ny fandehany? Ny fanafodiny amin'ireny de hoe ny aza mianjera na miondrika maka zavatra amin'ny tany.
8. andry08 ( 30/09/2006 16:01)
=))=))=))
9. Simpona ( 30/09/2006 16:18)
;-);-);-) Ny ahy kosa klou reveka raha ôtrn'ireo daholo ny fiakanjon'ny olona eny andalambe na eny antsena e :-P:-P.
Mety hazoto metsena miits za :-D:-D:-D
10. simplex ( 30/09/2006 16:33)

Arakarak'izay toerana aleha na izay hataony ihany io e. Ohatra hoe, tsy d mety loatra ra manao palitao ela anefa ande hamangy fianakaviana any ambanivohitra, toy ny hoe tsy mety koa ra ohatra ka Jean no anaovan'la nefa ela cadre @na fety oficialy iray. Ny mini-jupe zao tsy manin ra oe eny an-tsena, fa ra ohatra @ toerana malaza fa b jiolam-boto sy elan-kelatrano fanaovan'ny ol viol ...

Betsaka mintsy ny tovovy androany izy manao mini-jupe de rampitso izy manao zipo tonga hatreny @ kitro. Aza d sarotiny loatra fa refa manendrika azy ka tsy miantsy ny "ratsy" d zay. D mba relax kely fa harary fo @ tsisy dikany :°):D:D

:-*:-*
11. fasaly ( 30/09/2006 16:59)
fangah kosa vao izao vao nisy anzany e! efa ela io kouuu!:roll:
12. Zina ( 01/10/2006 04:28)
io dia samy manana ny safidiny
13. fasaly ( 01/10/2006 19:48)
zà zao vao nijery defilé de mode teo tam tv fa tena très court mitsy hono zao no tendance hiver miaraka am bas collant matevina na tsisy na jupe io na robe
fa io kestion hoe manendrika azy sa tsia....8):P:lol:
14. Fiffi ( 02/10/2006 05:43)
hummmm manja eh ?
15. dadin ( 04/10/2006 09:37)
gasypatin: miombonkevitra aminao za e.
MArina fa tsy vao izany izany ry zareo tsikaritra fa mba misy kosa ny fanajana ny mpiara-monina e. Lamaody tokoa ilay izy ary samy manana ny safidiny ny olona, na koa hoe samy manao izay mahafalifaly ny fony koa angamba, ny fiankanjo ohatr'ireny anie no makafanahy ny lehilahy e.
Lehilahy ny tena ary mba manontany tena ihany hoe: aiza ho aiza moa ny RAD manoloana ny zanaka toa ireny? Miankina amin'ny fanabeazana ilay izy raha ny tena marina.
16. fasaly ( 04/10/2006 10:20)
tsy miakina am fanabezana io alou fa ny oul mitsy zao no tia manara damaody e! sady efa mahazàtra ny maso ve de ho azon'ny fakapanahy am aon!:roll::roll:satria efa manao dool ny ankabeazan'ny oul de inona ndray no haka fanahy eo!??? tsy ny zanaka iany no manao anefa tsindrayndray fa ny reniny sy ny zanany miaraka manao lamody dool:-D:-D:-D
17. Aino ( 07/10/2006 20:58)
gasypatin izaho aloha tsy manaradamaody nefa manao mini-jupe sns... moa ve aho mitanjaka @ izany?
ayr ny sasany koa milaza fa hoe tsetroka nefa tsy misy hifandraisana @ le tena itiavany ilay olona azy.
18. rnjak ( 23/10/2006 12:11)
ne andri gasypatin kosa le
efa tsy miainga intsony izany akanjo 9 sosona izany
ireny no milay, sady mora asorina sy atsofoka rehefa mikalin kalin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7404