anjely

21. diamondra27 ( 02/10/2006 16:39)
prime: ka misy vhv ve ny anjely sa lhl daholo ary?
22. Achia ( 02/10/2006 18:26)
ra angely aloha de misy vavy sy lahy e ! fa ny anjely no tsa hay !:-D
23. diamondra27 ( 03/10/2006 00:30)
mon ange,
angelique
angela

anjely ve ireo sa inona e
24. jimna ( 03/10/2006 05:44)
Lehilahy ny anjely ka!!!!
25. diamondra27 ( 03/10/2006 10:29)
jimna: misaotra @ valin-teninao.

achia: fa inona io angely io satria araka ny tenin'i jimna de tsy misy vavy ny anjely?
26. Fiffi ( 03/10/2006 11:01)
inona zany angely ?
27. Achia ( 03/10/2006 11:16)
diam sy fifi , tena tsy mahafantatra angely tokoa ve nareo ? azafady aloha ho an'ilay nanokatra size fa sao mivaona eo ndray :-D
28. soanja ( 03/10/2006 12:24)
diamondra27:

tohin'ny dinika soanja:

lasa indray ny eritreritro rehefa namaly ny size an'i soanja, sao dia misy mahalala ny isan'ny anjely voateny ao @ baiboly?

Misy firy karazana ny anjely?

Inona no fantatrareo mikasika ny anjely?

:-*:-*


Ny fahafantarako ny anjelya aloha dia olon'ny lanitra. Ary ry zareo dia efa namboarin'Andriamaniatra hanao mission isan-karazany miankina amin'ny grady nomena azy.
Tadididnareo ilay ao amin'ny Genese hoe anjely toy izao no nasain'Atra niandry ilay saha mankany amin'ny hazon'iaina sy ny hazon'ny fahalalana? amin;izay tsy sahy miverina eo i Adama sy Eva. Tsy manana bible aho izo ka tsy afaka amanome an'ilay ref. fa jereo ao raha manana ianoao.
Masiaka be ireo anjely ireo.
Dia ao moa izany ilay nomena andraikitra hilaza ny vaovao mahafaly fa ho avy i Kristy ao anatin'ny kibon'i Maria dia ny anjely Gabriel.
Fa ny tena tsy azoko antoka nefa namapafantariana ahy foana dia sady tsy lahy no tsy vavy ny anjely satria tsy manana sex. Fa ny tao sodoma sy Gomora na no nihevitra fa lahy ireo anjely tonga ireo satria miendrika lahy tokoa taty ivelany angamba.



29. isaka ( 04/10/2006 05:02)
Mba hahalalana olona iray , dia ilaina matetika ny mahafantatra ny fianakaviany; Toy izany ny @Andriamanitra.Hahalala azy isika, raha mahafantatra tsara kokoa ireo Anjely,izay anisan'ny fianakaviany. Antsoina hoe zanak'Andriamanitra izy ireny ao @ Baiboly.(joba38:7.).Voaresaka imbetsaka ao @ Baiboly ny Anjely; Handinika ny sasany @izany isika, mba hahafantarana bebe" kokoa azy ireo. Ahoana no nampisy ny Anjely? Hoy ny Kolosiana 1:16 Izy no nampiasaina t@ famoronana ny zava-drehetra any andanitra sy ety an-tany(Jesosy io). midika izany fa noforonin'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny zanany lahimatoa ny Anjely tsirairay; firy izy ireo??? milaza ny Baiboly fa anjatony tapitrisa ny Anjely noforonina, ary samy mahery izy rehetra.(SALAMO103:20).
30. isaka ( 04/10/2006 05:06)
na i Satana Devoly aza dia Anjely saingy nivadika t@Andriamanitra sady namitaka ny olombelona voalohany teto ambonin'ny tany. Tsy nekena ho anisan'ny fianakavian'Andrimanitra intsony ireo Anjely mpikomy rehefa niverina tany an-danitra, toa any Satana filohany(2Petera2:4)
31. prime ( 04/10/2006 11:57)
diams> tsy misy fitaovam-pananahana ny anjely, sady tsy lahy no tsy vavy fa ny endrika ivelany no ilazàn\'ny nahita azy fa toy ny lehilahy izy...
32. isaka ( 06/10/2006 05:18)
nefa afaka nitafy nofo ireo anjely ireo taloha araka ity andininy ity Genesisy6:2 dia hitan'ny zanak'Andriamanitra fa tsara tarehy ny zanakavavin'ny olona; ka dia nifidy vady ho azy tamin'izy rehetra araka izay tiany izy.Ireo Anjely ireo no nivadika t@Andriamanitra.

33. prime ( 06/10/2006 10:47)
:wink:
34. isaka ( 06/10/2006 11:37)
inona no tian'i prime ambara???
35. prime ( 06/10/2006 13:55)
isaka> izany hoe nanambady v izany ny anjely (izany hoe manana fitaovam-pananahana) d izay vao nikomy? d iza no naka fanahy an'i adama sy eva?
36. diamondra27 ( 06/10/2006 17:00)
prime: ary ahoana indray le sary anjely hita any @ imprimerie ireny , toa sarin-jaza le izy fa tsy lhl

de refe misy zaza maty de ny statut anjely no apetrakin'ny havany eo?

Mba omeo fanazavana oe
Merci:-*
37. prime ( 09/10/2006 09:14)
diamondra27> misy karazany maro ny anjely, hafa ny kerobima, hafa ny serafima sns... ka karazany amin'ireny ilay asehon'ny artista @ sarina zazakely ireny... d hafa indray ny anjely lehibe, hafa ny arkanjely sns...
i Isaka no nanao fanamarihana io ambony io hoe nahita ny zanakavavin'ny olona dia naka vady azy...:roll:
38. diamondra27 ( 10/10/2006 07:28)
prime:hum, misaotra erampo @ fanazavana:-*:-*

de samy hafa izany ny mission ndry zareo sa ahoana?
Miala tsiny fa be kestion an
39. prime ( 12/10/2006 06:26)
diamondra27: tsy misy fisaorana fa andraso itadiavako "documentation" mikasika an'izay enao...:-*
40. miangalyandria ( 12/10/2006 06:56)
prime: ary ahoana indray le sary anjely hita any @ imprimerie ireny , toa sarin-jaza le izy fa tsy lhl

Mba omeo fanazavana oe
Merci


Diam's ireny anjelikely lehilahy ireny indray hoy : "ce sont des amours mais pas des anges !" dans la culture latine fa tsy biblique.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0888