Raha izany no nisy d ahoana re e?

1. prime ( 28/09/2006 15:01)
http://fr.wikipedia.org/wiki/Plan_Madagascar

Raha tanteraka izany d inona no mety mitranga @ izao fotoana? manao ahoana ny firenena malagasy? manankarena lavitra toy ny firenena anjakàn'ny jiosy rehetra sa nanao ahoana?

ndao hoe iraha-mandinika? ahoana ny hevitrareo?
novalian'i prime ny 02/10/2006 11:10
2. booboo ( 28/09/2006 15:10)
:-w:-w:-w
3. mandrindra ( 28/09/2006 15:21)
tsy mino aho hoe manankarena i madagasikara ankehitriny raha notanterahina io tetikasa io. ny antony dia satria jiosy ho gadraina ary ho vonoina tsikelikely no saika nalefa tany.
tsy ho toy ny zavatra iaianana ankehitriny no hita satria ny rainiboto, nazi, no matanjaka sy mifehy ny tontolo.
4. kiali ( 28/09/2006 16:06)
palestine angah moa zao manakarena?
5. Fiffi ( 28/09/2006 17:28)
heu..tsy mino aloha zah hoe lasa nanankarena Madagasikara satria toerana saika nanondranana ny juifs ho vonohina fotsiny ange no nilany an'i Madagasikara eh!
6. lapino ( 28/09/2006 18:04)
Za mino hoe nanan-karena kokoa noho izao, saingy mety ho nikorontana kokoa.
7. Fiffi ( 28/09/2006 18:14)
nikorontana ? ny gasy contre ny alemana ve ?
8. fijo ( 28/09/2006 19:19)
efa vaovao efa ela be io vaovao io.raha namaky ilay boky hoe "hitler et l'ordre noir" ianareo.
raha misy izao moa vao mahalala dia isaorana ny namana nampahalala azy .
raha ny mety ho vokany,dia io voalazan'i lapino io koa no heveriko.satria ,na dia jiosy nalefa hovonina marina aza no naika hoalefa tany,dia aza hadino,fa tsy maty daholo akory izy ireo.ary dia hisy izany io faritra jiosyio.ka mety hanankarena kokoa isika,saingy tsy isika no hitantana ny harena,fa ry zareo ,arymazava hoazy,koa fa izay misy azy misy romoromo foana
9. hery ( 28/09/2006 19:28)
fijo> ie, tsy vaovao io kah :-) naverimberin'ny Jiosy foana io.
Fa raha io no nitranga dia mety hoe Shalom Fijo, Itzaak Lapino, Samuel Kiali no anarana nisy teto :-)
10. fijo ( 28/09/2006 19:38)
ie araka io efa nolazaiko io.ry zalahy no nanjaka tao.za moa teraka taloha mety tsy ho laza shalom fa ry zandry isany aloha dia ieeee,
11. Fiffi ( 28/09/2006 20:09)
mety ho zavatra tena hafa koa no niseho eh ? fa de heritreritra fotsiny ny antsika !
12. prime ( 29/09/2006 12:08)
Ny tiana ambara mantsy ny firenena nandray ny jiosy rehetra nandositra na noterena hiala tany allemagne t@ fotoan\'androny (ankoatr\'ireo novonoina) dia saiky lasa firenena matanjaka avokoa...
Fa marina tokoa aloha fa tsy milamina ny tany misy jiosy... nefa tsy milamina noho iza moa? fa toa tsy izy ireo no tsy mampilamina fa ny firenena hafa antisemita rehetra... :lol:
13. Fiffi ( 29/09/2006 17:57)
prime: de miheritreritra ve enao fa ho natanjaka koa Dago raha.... ?
14. fijo ( 29/09/2006 21:58)
za aloha mino fa natanjaka kokoa isika.
15. prime ( 02/10/2006 11:10)
fiffi> izay no anontaniako... hoe mety natanjaka kokoa v?
fijo> natanjaka kokoa satria nahoana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.235