Manatantara iny tany Maurice iny

1. akbaraly ( 28/09/2006 13:40)
Nihaona tany Maurice i Pierrot Rajaonarivelo sy Sophie Ratsiraka. Tsy vitan izany ihany fa misy olona 2 nanankarena tao Dago nihaona taminy ihany koa ka nomeny vola hanomanana ny fahatongavany sy hanomanana ketrika korontana ra toa ka ilaina izany.
novalian'i prime ny 02/10/2006 13:11
2. lemenakely ( 28/09/2006 15:22)
tssss maninona koa ary no manao sain-jaza toy izao ! mbà mahalalà menatra!:oops:
3. zandikely ( 28/09/2006 17:42)
Fa hono hoa! Inona ny source izany vaovao halefanareo zany fa mandreraka be raha tsy misy porofo ny zavatra lazaina. Matetika eto misy milaza zavatra tsy hita porofo tahaka izany dia mandreraka be.


4. fijo ( 28/09/2006 19:41)
source kbar allah izany e.minoa fotsiny
5. prime ( 29/09/2006 13:05)
Efa impiry moa eto no atoro hoe manomeza porofo, références... fa lasa toy ny zaza be miresaka... izao hono d ahely iny na tsy fantatra akory ny fahamarinany...

Mbola mora fitahina ihany isika raha toy izao no fandraisana vao2 e...
6. akbaraly ( 29/09/2006 15:18)
Tena ts resaka lainga iny ry zala fa ts azoko atao ny manonona ny source satri ts source ouverte akory iny fa tena lalana ambanin tany mitsy. Ts azoko ambara ihany koa ny anaran ireo olona ireo. Tena marina io, za aza mba milaza ny marina ko!
7. fijo ( 29/09/2006 22:04)
ka ny an'ialahy marina tsy voamarina ko.
8. prime ( 02/10/2006 13:11)
:lol::wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0464