Nosy Maorisy: Be mpivarotena malagasy !

21. Fiffi ( 02/10/2006 20:13)
lasa safidy zany satria tsy misy zavatra hafa azo hatao !
22. prime ( 03/10/2006 12:10)
D rehefa safidy d tsy mampalahelo njay...
23. mandrindra ( 03/10/2006 14:27)
fiffi, tsy hoa satria tsy misy zavatra hafa azo atao, fa izay no tiany atao
24. Fiffi ( 03/10/2006 15:08)
pas le choix ! mandrindra ok ! tena mazava tsara kah! misaotra anao .
25. fiderana ( 06/10/2006 15:45)
tsy hita fa izay ilay izy , izaho mba manetana anareo vhv malagasy namana mba hirona @ izany , na sarotra ary ny fiainana, hotrany mora ery no hilazako izany , fa asa aloha ê!, hirava aho izaho afaka 30mn eo, dia tsy maintsy mahita maromaro eo @ pettit vitesse, tsy miteny satria tsy ahavelona ireo akory.:cry:
26. unjila ( 07/10/2006 19:41)
slt daholo e amiko aloa tsy mapalahelo é! vatatenany io,tsy zavatra mamoafady zany io zavatra tsara bé ,ny fafinaretana azo ny vola azo ,ary raha misy aza ao @ fianakams manao anio ,tsisy blem zany é .za tsy manana asa omeko azy sady tsy mangalatra izy fa ny hatsebohany no inanany ka tsy mahamenatrahy mihintsy.
27. titis ( 08/10/2006 19:14)
ka izay ary tsinona no hitany fa mahamety ny fiainany,inona ny olana?asa daholo zany fa ny fomba fisehony no maha-samy hafa azy.
28. prime ( 09/10/2006 09:05)
d tsy mampalahelo izany finalement e...
29. Fiffi ( 09/10/2006 21:18)
tsy mampalahelo hono zany satria safidin'izy ireo ny nanaovana an'zany !
30. prime ( 12/10/2006 11:21)
unjila:
slt daholo e amiko aloa tsy mapalahelo é! vatatenany io,tsy zavatra mamoafady zany io zavatra tsara bé ,ny fafinaretana azo ny vola azo ,ary raha misy aza ao @ fianakams manao anio ,tsisy blem zany é .za tsy manana asa omeko azy sady tsy mangalatra izy fa ny hatsebohany no inanany ka tsy mahamenatrahy mihintsy.

no comment...
31. Fiffi ( 13/10/2006 18:22)
unjila: tena no comment marina !
32. prime ( 17/10/2006 11:05)
Fa ny mampalahelo amin'ilay toejavatra dia ny zanaky firenena mivelona @ zavatra mamoafady toy izany... ka simba2 @ zavatra hita fa tsy hampiadana akory...
Indrisy...
33. Fiffi ( 20/10/2006 18:03)
ka inona nefa no azo hatao ?
34. prime ( 25/10/2006 15:01)
Manamafy ny fitaizana aloha izao no fototra raha ny fahitako azy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0126