soirée fraternité
21. mandrindra
(
09/10/2006 15:10)
ary zah ve raisin'i diamondra27 antanandroa koa raha tonga any?:-D:-D:-D
22. diamondra27
(
10/10/2006 07:41)
mandrindra:tongava e!
ataontsika mirindra tsara le soirée @io: raisina antanan-droa,mandihy tsara, musique d'ambiance sns
:miam::miam::miam:o^oo^oo^o:@:@:@ tsy misy an'le misotro le emoticone
ataontsika mirindra tsara le soirée @io: raisina antanan-droa,mandihy tsara, musique d'ambiance sns
:miam::miam::miam:o^oo^oo^o:@:@:@ tsy misy an'le misotro le emoticone
23. diamondra27
(
10/10/2006 07:44)
mandrindra: sao dia tokony hamonjy @ le 15Heures aza ianao fa misy lalao atao ao QUIZZ momban'ny MCar ary dia hisy ny loka fa tsy tahaka ny fahazoana points ato @ serasera be de be ny mi-créer zistoara nefa tsisy loka.
Dia aza adino fa @ le 17 octobre ny farafisoratana anarana @ le QUIZ
Ao @ le salle de fête ihany no atao io QUIZ io
Dia aza adino fa @ le 17 octobre ny farafisoratana anarana @ le QUIZ
Ao @ le salle de fête ihany no atao io QUIZ io
25. diamondra27
(
10/10/2006 12:04)
mandrindra: arakaraky ny isan'ny olona ihany io.
Fa mety hatr@ 18H ngambany.
Tsy izany manko fa t@izahay nanao pique-nique tany @ Etang de cergy le 15 Août 2006, de nisy ny concours de belote, petanque, eseky ; dia @io koa no hanomezana ilay loka ho an'ilay champions t@io.
Za zany anisany mahazo an!:oops::oops:
jereo www.madanature.org
misy manao belote ao:-P:-P

26. Fiffi
(
14/10/2006 08:44)
zah indray aloha de ho hita eo an! tena mbola tsy fantatra hatramin'zao ! raha mba ho avy moa i vale de mba milay satria nareo zany akia ry diamondra ho sahirana be de tsy ho hita firy @ io eh ?