Insolite: Le cafard de Madagascar se mange aux Etats-Unis

1. Fanja1 ( 24/09/2006 09:06)
novalian'i prime ny 03/11/2006 07:56
2. Fanja1 ( 24/09/2006 09:06)
http://www.lagazette-dgi.com/
3. Papoose ( 24/09/2006 23:35)
efa hitako nandeha t@ fear factor fa beurk fa mety ho tsara ihany!:°)
4. kitjo ( 25/09/2006 05:00)
ie, @Fear factor, coacrach from madagascar foana no ampiasaina sady hohanina manta

fa na any dago aza nge betsaka no mihinana e, fa fanafody manko izy io
hanina manta izy toa vavony no ampiasain olona azy any ambanivolo,
fa ampangotrahina indray dia ny ranony no sotroina antobiotika hono no sady manasitrana fery anaty

betsaka mihitsy ny mampiasa an io any dago fa ny fofony ilay ampangotrahina aloha tsy zaka e!
5. lapino ( 25/09/2006 05:15)
Pejy fandraisan'ilay gazety no misokatra, tsy hitako ao ilay article lazain'i Fanja1
Mba omeo rohy mivantana mankany amin'ilay article moa e!
6. pissoa ( 25/09/2006 07:19)
http://www.lagazette-dgi.info/index.php?option=com_content&task=view&id=13170&Itemid=30
7. lapino ( 25/09/2006 08:55)
pissoa, misaotra e! ao fa andrahoako kadradraka ndry am'manaraka, sady mampa tsara feo hono ireny :wink:

8. pissoa ( 25/09/2006 09:27)
tsy koua na dia milay be aza ny feoko amizao :-P:-D:-D:-D
sady reny koa ve refa ataon'lah mendy tsara tsy ho otran'ny voangory sy ny valala ihany e :roll:
9. Fiffi ( 25/09/2006 13:47)
mahagaga indray zany an! de tongava daholo ry amerikanina haka ny kadradraka any dago zany raha izany koh!
10. Papoose ( 25/09/2006 17:21)
kii tena mety halainy koa zao ny sipa manao paozy kadradradraka le aza s!!:-D:°)
11. lapino ( 25/09/2006 17:53)
pissoa:
sady reny koa ve refa ataon'lah mendy tsara tsy ho otran'ny voangory sy ny valala ihany e :roll:
Angamba, fa ny fofony mety tsy hitovy. Dia ilay saina mieritreritra koa!!


12. pissoa ( 25/09/2006 19:04)
Ny fofony tsy haiko ... fa ny saina efa amboarina hoe voangory io na valala :-P:-D:-D:-D
13. Fiffi ( 26/09/2006 10:15)
fa tsy maninona daholo zany fa aleo ry zareo ho avy handroaka ny kadradraka rehetra any Dago !
14. lapino ( 26/09/2006 20:23)
pissoa, akimpy ny maso dia tampenana ny orona :-D:-D:-D
Fiffi, ka ry zareo tsy handroaka kadradraka, fa hiompy aza dia vao mainka hampitombo ko! :wink:
15. Fiffi ( 27/09/2006 21:12)
ka raha hampitombo anyaminy any moa maninona ? fa tsy any dago kah!
16. prime ( 02/10/2006 08:48)
Fa tsy hoe kadradraka ompiana v ireo e...
17. Fiffi ( 02/10/2006 20:14)
de tsy aiko indray zany ! noheveriko hoe mankany dago ry zareo handroka ny kadradraka !
18. prime ( 03/10/2006 12:03)
an3 ompiany any ireo kah...
19. raygasy ( 03/10/2006 19:43)
Tsy marina izany e!zay ary tsy mahita na dia Ariary ary koa, ny anazy ary ireny avela hanidina fotsiny eny e!......
20. prime ( 09/10/2006 09:01)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076