Ny vehivavy avy any amin'ny sud est
1. Kamoufle
(
22/09/2006 12:36)
Mahafatifaty ahy mihitsy ireto vehivavy ato amin'ny association sud est ireto , fa jejojejo loatra kosa,fa izy aloha raha hilalao ilay tsapiky , marina tsy mila hivoaka hatramin'ny voamasoko ;ary raha hanafana sehatra tsy hilaharana, fa hono ho aho , manao ahoana re ireo raha tonga eo ampandrinako ,hitako sahady mitsipatsipaky ny hafalinana sy ny hasambarana ..:-/
novalian'i HESHA ny 27/09/2006 13:52
4. xxx
(
22/09/2006 14:06)
Kamoufle:
Mahafatifaty ahy mihitsy ireto vehivavy ato amin'ny association sud est ireto , fa jejojejo loatra kosa,fa izy aloha raha hilalao ilay tsapiky , marina tsy mila hivoaka hatramin'ny voamasoko ;ary raha hanafana sehatra tsy hilaharana, fa hono ho aho , manao ahoana re ireo raha tonga eo ampandrinako ,hitako sahady mitsipatsipaky ny hafalinana sy ny hasambarana ..:-/
i kamoufle zany ange karazan'ny le bandy na sipa mamba be ireny ! de eto no mba manala ny avetavetana sisa :roll::roll::roll:
tsy misy afatsy seksa kely bobaka be zao ny ao anatin'i atidohan'ise io ry kamoufle ary tandremo so miparitaka eny @ arabe fa afa baraka :D:D:D
=))=))=))=))=))=))=))
6. dailynews
(
22/09/2006 15:37)
nijery ny lohavehitra telo mifanesisesy nosoratanao aho ry kamoufle ary toa zavatra manodidina ny resaka fandriana sy ny zavatra atao ao daholo daholo no tena ambetindresakao....:*
7. ravakamalala
(
22/09/2006 16:26)
Ianao marina!
Hitan i kamoufle a! misy sehatra izay ato oe "resak 'olon dehibe", tongava any fa ianao izany hitako hatraty hoe efa olon dehibe be!

9. HESHA
(
27/09/2006 13:52)
kiiiiiiiiiiiiiii
da maninn ra mikoty de vita fa tsi mandrevi eo eeeeee
sa atao ariari zato daholo ni anao ni fiainana, indrindra ilay fandriana:?: :roll: