Universitaire be diplôme, tokony hampiasa ny fahaizany @ fitandiavana famatsiam-bola (banque, micro finance(Otiv))@ ireo projet-ny. Fa tsy miandry fotsiny mba hojeren'ny olona.
mba efa tany ve ianao ry akama nanontany ny fandehany mato za mitenyanizany dia satria tsy tomombany io kozy io zany no nilazako hoe tokony hiditra antehatra ny fanjakana
Marina ny lazain'i zandrypte, efa manao ihany ny fanjakàna nefa tena mbola tsy ampy... ny tanora efa mifoha tehandray anjara fa ny rafitra mipetraka mbola tsy lavorary hahafahan'izy ireo mandray an-tanana ny hoaviny feno...
ekena besoiiin, raha hoatranao doly ny Malagasy dia ho lasa lavitra tsy ho ela isika,tsy miandry tolorana fa avy dia mandray andraikitra, satria ny hoavin'ny tena no jerena,tsy mba midongy tsy hianatra fa t'onde lasa mikorapa na tsy misy vola hatao frais aza, noho izany mba tokony tsy hodongy na hi-grevy foana no hatao masaka an-doha fa aleho mitady vahaolana hafa, manimba firenena ny toy ireny, ka aoka mba samy handinika tsara sy ho hanampahendrena fa ny hoavin'ny tena indrindra anie no ho voa raha manaonao foana eo ê!.