Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
mianatra miteny
41. mandrindra
( 02/10/2006 15:46)
dia mbola miandry indray
Répondre
42. kala
( 03/10/2006 12:19)
dia miandry an'i mamzelkely hamerina ilay teny misy "r" bedabe.
zà tsy hanoratra tsony raha tsy henoko lay izy :-D:-D
Répondre
43. mamzelkely
( 04/10/2006 13:13)
bararata mipareretra noporiporetin tariby :-D:-D zay
i watafon efa naheno :-D:-D:-D
Répondre
44. mimich
( 05/10/2006 12:30)
mamz>:-D:-D:-D, aza manao badalela-tsinoa fotsiny ka ny "r" miova "l" ary ny "tr" miova "t"
fa raha ilay "mipareretra " soratan-jy io mantsy an!!! de be ny hitsoaka refa maheno.
Répondre
1
2
3
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0715