Firy % ny vehivavy no nanambady ny tena "destin"?

21. mbaliana ( 04/10/2006 10:58)
sambatra ianao zany ry maintsokely...:lol::lol:
22. Rovampitia ( 09/10/2006 08:50)
Mitovy² @ io histoirenao mihintsy ry Maintsokely ilay izy a! Za efa tena niheritreritra hoe izy no "destin" nefa tena hafa mihintsy ny anjara novadiko!
Tsy misy nofy izany resaka izany fa safidy ny vady ary anjara izany hoe matoa ianao nisafidy ny hanambady de tinao be aloha ilay olona, tsy manda izany aho nefa izany akory tsy manakana mihintsy hoe misy olona tena revenao be ankoatra an'iny any e!
Za tena efa tojo ny destin fa tsy lasa vady e!ary tena misy ny anjara! Eritreritro manokana io fa samy manana ny avisn'ny daholo koa aloha e!
23. cabot ( 02/11/2006 09:25)
tena marina ny any rovam-pitia zaho niaraka t@ olona pendant 19ans tiko indrindra eto an-tany nefa tsy nivady zahay olona hitako 1volana no lasa vadiko mahagaga ny fiainana
24. robyh ( 06/11/2006 19:31)
misy tsy tiany fa lasa vadiny ,ary efa maro ireo hoatrizany fa ny isany no tsy mazava
25. anjely ( 09/11/2006 13:31)
zà nino ny anjara vady io taloha, taloha ho'aho satria efa tapitra teo ny tantara amizao. Tena tsy genre-n'ol tiko mitsy lery, 4 andro izahay no nifankahalala de nanapak'hevitra fa hivady nefa mbola tsy n... akory aza, juste bizou bizou, tsy natao teo no ho eo an! fa 1 ans tato aoriana ny raharaha. De tena persuadée zà hoe zany le hoe anjara, niteraka 2 zay, etc... fa tato aoriana de ni-rattrapé ahy ihany le hoe tsy genre-na bandy tiako izy ka rehefa ritra ilay fitiavana tany ampiandohana de tsy nisy ressource intsony hitohizan'ny fiarahana. Anjara ve izany? asa?:{:x:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6673