tianao v ny ahafantatra ny andro ahafatesanao??????

21. mandrindra ( 21/09/2006 13:12)
aino, andraso ao ary ny anjaranao e:wink:. izaho aloha tsy miandry an'io izany e, izahy tsinona tsy mifankafantatra :-D:-D
fa aiza moa no ahafantarana na marina ny datin'io na tsia?
22. besoiiin ( 21/09/2006 16:26)
nenlé kôfa akamako zay zao rapitso lery vao tokony ho faty d vao nolazaiko azy ilay vaovao tonga d dangy anikeo lery :-D:-D:-D:-D
23. chipie1 ( 21/09/2006 16:57)
tssss ,:-D:-D
24. pissoa ( 21/09/2006 16:58)
xxx:

hahaha ! io hono ny daty ahafatesako !

Saturday, February 27, 1999

:twisted: :twisted: :twisted::P :P :D:-D :-D

Kay le --- misy matotoa ato fa aleo hiapa mangingina :roll::-D:-D:-D
25. lapino ( 21/09/2006 17:29)
Kay le --- misy matahotra matotoa kle
Fa ngah ireny mampandroso ny daty ahafatesana moa? :roll::-D:-D
26. pissoa ( 21/09/2006 17:32)
Elah no tena matahotra fa zah miresaka fotsiny :roll::-D:-D:-D
27. lapino ( 21/09/2006 19:16)
Na hiapa aza ndry ho faty foana nge e! :wink:
28. pissoa ( 22/09/2006 07:07)
:cry::-D:-D:-D

De oe aleo miapa rahampitso toy izay miapa androany ve? :-D:-D:-D
29. enteme ( 23/09/2006 05:29)
tena hatana velona izany zaho raha araka ny nahitako azy tao

inona izany "hatana velona" ?
30. mirambola ( 23/09/2006 19:23)
:-D:-Dza lo tsy anadrana fa matahotra tsy hoe matahotra ny ho faty fa ilay miandry an'iny daty iny ,tsy afaka miaina malalaka ny tenasady + de 25 no misoratra aho e!!!!
31. besoiiin ( 23/09/2006 20:50)
mirambola> mba andramo iany eeeee! ... tsy hanenenana angeh io e..
32. mi ( 26/09/2006 13:51)
de andramo ao ny anareo ko! hahita ny tsy fahita ao vo hoe .... takizaya....;
Ny nenina anie hono tsy aloha hananatra fa aoriana handatsa e!
33. Fiffi ( 26/09/2006 16:43)
Ny ahy dia Andriamanitra hiany no mahafantatra ny andro handehanako ka hankiniko azy zany .
34. batita ( 06/10/2006 10:47)
F'angaha i Besoiiin tena ZANAHARY sa....???????
35. Fiffi ( 07/10/2006 09:02)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1327