Volana

41. booboo ( 21/09/2006 20:16)
prouuut prouuut vive lamourou


aaaaaaaaaahahahahahahahahahahahahahahaha
42. mandrindra ( 22/09/2006 09:26)
cutie, raha avy eny amin'ny volana no mijery ny tany dia mety ho fanina mihitsy
43. nikopol ( 22/09/2006 09:53)
ary tsisy azoko ty resaka ty :?:
44. mandrindra ( 22/09/2006 10:12)
mandehana eny amin'ny volana
45. jennifer2 ( 22/09/2006 11:16)
nikopol a! f'angaha tsy enao no nampiditra an'le loha-hevitra?
Za ary zao saika hanontany anao ny dikan'ity lohahevitra volana ity fa tena tsy azoko mihitsy nefa efa nandeha missil mihitsy aho nankeny @ volana!!!:lol::lol::lol:
46. mandrindra ( 22/09/2006 11:20)
jennifer2, dia aza adino ny ravitoto
47. razokybe ( 22/09/2006 11:21)
dray..dray..dray..tena efa lasa mandroso mintsy Madagasikara a...mbola tsisy eran-tany hopital psychiatriq misy internet hoan'ny marary raha tsy eto Mada...efa samy nihinana ny fanafodiny daolo ve nareo reo....?
8O8O8O8O8O8O
48. nikopol ( 22/09/2006 12:02)
Asakasakareo aloha fa hitako tsy misy idiran’ny lalamby mintsy ity resaka ity e !
Fa maninona no vakiana ny fitaratra nefa ny sokatra no manao ny ataony ry mpiray tanindrazana amiko !
Tsy mitovy hevitra isika fa rehefa noely dia pompier menamena anisan’ny tena saropiaro amin’ny maha izy azy! Tsongoy fon-tena, tsongoy fon’olona ! mafy ange izany ! dimy vavy Tsisy lavaka ! tena ambondrobe no nisy anio ! mba tantarao kely anareo! Fiffi (9774)
49. booboo ( 22/09/2006 12:02)
dray aza adino ny ravitoto nikopol a ! eny @ volana ty resaka ty
50. nikopol ( 22/09/2006 12:13)
esparmatozoide iray ihany no miasa izany ve de marina? aleo borisina tsara ny lela fa tsy ny tsy ny sofiko no atao bonbon razokybe
Rencontrez votre ame soeur
51. booboo ( 22/09/2006 16:02)
hevitra passager ery ambony
52. vale ( 22/09/2006 23:05)
:roll:tena very tanteraka ny tenanay, tsy mahazo, tsy maharaka an'ilay dinika...:roll:
53. razokybe ( 22/09/2006 23:10)
nikopol ve tsy nahatanty nilaozan'i volana e, toa lasa miteniteny foana.mety tsy nahazaka ny hadalan'nikopol ngamba izy.aza misosok'alaelo r'ngah marina, mbola be no ho sisa e.
54. vale ( 22/09/2006 23:55)
:roll::-w
55. andrea ( 25/09/2006 09:54)
Vale > tena lasa laivtra be Niko, de nozarainy ilay izay fa le pompier menamena anefa tsy saro-piaro akory, ilay lazainy ho boribory toa lavalava ny fahitako azy , de ny ravitoto nafangarony tamin'ny mangahazo, lasa tsy misy tsirony .. le vehivavy 5 tatarain'i Fiffi tena tsy hitany tsony de lasa de nisosoka halehelo razoky . Tsy koi hozy niko fa misy sakafo matsiro mairaka amin'ny tavoangy menamena any afrika ..
56. vale ( 25/09/2006 12:04)
Andrea:tena mbola tsy mety maharaka ihany zà:-D:-D:oops:fa andraso kaloh aza hamerina hamaky h@ voalohany, dia saotra aloha nanazavazava na dia tena mbola tsy maharaka:lol: ihany aza za:oops::oops:
57. chipie1 ( 26/09/2006 07:36)
vale > tokony hihazakazaka be i njy :-D
58. vale ( 27/09/2006 12:54)
chipie1>:-D:-D
59. ninih ( 02/10/2006 14:53)
bla bla lotra izy izany kah! nefa lava be
60. mandrindra ( 02/10/2006 15:13)
dia bla bla fotsiny vakina dia fohy kely amin'izay, satria io no famintinana:wink::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1978