anniversaire

1. booboo ( 20/09/2006 09:00)
Zoyeuh zaaaaniverseeeeera Majakely :-*:-*:-*:-*
Mirary soa indrindra dia hifanantitra amin'ny zanaka aman-jafy eeeeeeee. Manaova fety sambatra sy finaritra ô :-*:-*:-*
novalian'i tsingy ny 20/09/2006 19:27
2. mimich ( 20/09/2006 09:10)
arahabaina tratry ny tsingerin-taona nahaterahana ee. Dia mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anao:-*:-*
3. Fanja1 ( 20/09/2006 09:21)
de miarahaba zany majakely... mirary soa sy fahombiazana de ho tahin'Atra @ izay atao rehetra!:-*:-*:-*:-*
4. mamzelkely ( 20/09/2006 12:39)
zouaeuzaniversera majakely mirary soa sy fahasalamana eee:-*:-*:-*:*
5. Aino ( 20/09/2006 14:29)
arabaina marina bonita!!!:*:-*:-*
6. sasa ( 20/09/2006 14:37)
faly miarahaba an'i Majakely tratry ny fety, d mirary soa ho anjy hatrany akia. :-*:-*:-*
Veromanitra
7. tsingy ( 20/09/2006 19:27)

Mety tsy mbola tara angamba ny anah ty ô.
bonne anniversaire akia d ho tratry ny ela indrindra d mirary soa e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3647