nanala zaza

1. xxx ( 19/09/2006 16:31)
za ry reto efa nanala zaza efa in dimy angamba ... dia mety tsy hampiteraka intsony ve izany na hampisy problema ny fiterahana? marihina fa nanenina be aho (azonareo bedesina eto) ary io dia nitranga 8 taona lasa tany izay. mihevitra ny hanajanaka aho izao.. de matahotra be.
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:00
2. dailynews ( 19/09/2006 16:35)
mandehana aloha mijery tena any amin ny dokotera hoe manao ahoana ny vatanao izao fa azo jerena izany.
3. booboo ( 19/09/2006 16:37)
Zà tsy hibedy fa ça sert à rien sady efa t@ zany zany :-*.

zà mi-conseiller mafy, tsy ho an'i xxx ihany, fa ho an'izay efa nanao IVG ka matahotra ny maka rdv any @ gynéco dia manao examen @ antsipirihany.
4. watafon ( 19/09/2006 18:41)
xxx: betsaka ihany alou zany in-dimy zany e! tsy voatery hoe tsy hiteraka zany enao k ! fa manatona gyneco fa hojereny akaiky enao !
5. fijo ( 19/09/2006 21:44)
tsy olana izany fa hoatry ny hoe efa niteraka dimy izany enao e
6. bellla ( 20/09/2006 07:18)
:-D:-D
fa tsy niazo ve iz 5 ry fijo?
7. ninih ( 20/09/2006 07:45)
sarotra ny hiteny hoe tsy hiteraka na hiteraka raha tsy olona efa mahay kosa na gyneco no mamaly izany kah! misy karazany mantsy ny olona tsirairay e!
8. xxx ( 20/09/2006 15:48)
raha curtage ny telo t@ ireo dia mety ho ahoana? ilay mihinana fanafody mantsy dia lasa ho azy ilay izy mbola laitra ihany na dia manejika aza ny saina fa ilay hampidirandry zareo zavatra any dia tsy haiko sintonina ny ra sns.. no tena mampatahotra be ahy.
misaotra anareo rehetra mamaly aloha e. alohan' ny ho any @ dokotera aho dia te hiresaka aminareo aloha hanamboarana saina.
9. Zina ( 20/09/2006 16:03)
mety ho mihakely ny globule asa izay na rouge na ny blanc ao @ ny tenanao.. Fa mila mijery dokotera izay voa manao an'ilay tena zaza fa mety mety hoy aho an misy effet-ny ihany io efa in-dimy io
10. tywa68 ( 20/09/2006 16:58)
ka efa naka rdv ve i xxx sa mbola ê ? tsy misy namana mibedy ato fa safidinao ny nitondra vohoka na tsia! ka dia mandehàna mijery gynéco aloha dia milalaova poupée @izay ê ! mahafinaritra be anie ê ! :wink:
11. xxx ( 20/09/2006 23:13)
efa naka aho kah
12. HESHA ( 21/09/2006 10:09)
Tsy olana zany, aleo lavitra nanao IVG toa izay nateraka de novonoina na nariana. Donky, tsy bedy mihitsy.
Ny zavatra fantatro toa hoe le curetage aza no sur kokoa satria voadio tanteraka ny any anaty tranonjaza amin io. Le fanafody haninkanina ireny mety misy tavela ao ka io no mety hiteraka olana rehefa hiteraka ianao avy eo.
De efa ianao sy ny gyneco no miresaka am zay e, efa mba tony kosa angamba o ?????
13. fijo ( 21/09/2006 21:12)
bella ieeee.
fa mbola miverina soa io ka
14. watafon ( 28/09/2006 15:52)
Hesha: samy misy incovenients daholo ireo fomba fanalana zaza k ; ny curetage zao ny tena hatahorana aminy d mihamanify ny tranonjaza k mety ho rivitra raha matetika loatra ; raha sonde ndray d infections no tena hatahorana, ny ankoatr'izay moa d mety hisy retentions na zvt tavela ao !
za ndray tsy hoe mibedy fa tsy mi-conseiller anareo mbola tsy nanala zaza hanao azy io !
15. fijo ( 28/09/2006 21:32)
manaova,fa aza manao bikina e
16. watafon ( 04/10/2006 15:58)
izany tokoa e !
17. fijo ( 05/10/2006 21:00)
dia milalaova tsara be an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2268