Dedesse : Festival "Taloha sy Avaizo"

1. ralos ( 19/09/2006 15:24)
Vaovao farany momba io festival io izay fankalazana ny 35 taona nihirany mantsy izy ity. Efa nisy tao ihany ity fa diso daholo ny fandaharam-potoana.

Ito ary ny fandaharam-potoana tena raikitra ho fanombohana izany:

- Amparafaravola: 21-22 Septembre
- Ambatondrazaka: 23-24 Septembre

Ny toerana sasany dia ho vitainy hatramin'ny faran'ny taona.

Hanampy an'i Bezara Ernest amin'ireo fety any alaotra ireo ireto mpihira manaraka ireto: Nova Dakoto, Sily, Rackiky, Brillante, Dédé Fénérive, Vilon'androy. Misy concours d'interprétation ny hirany koa amin'io fety any Alaotra io.


2. chipie1 ( 20/09/2006 11:51)
misaotra any i ralos nampita vaovao
3. miangalyandria ( 20/09/2006 15:10)
Raha vao manao ry reto izy hoe "Jenny,(l)(l) pourquoi ... (l)" dia mba tsarovy aho hoe any izay i Miangaly :cry::cry: dia mankafiza tsara eo amin'ny toerako a ! 8) Mitsiriritra anareo mafy mihitsy aho marina e !!!! Mba tantarao sombitsombiny fa aza dia atao mandatsaka be koa anefa na izany aza :oops::-D
4. ralos ( 21/09/2006 07:41)
miangalyrandria> Tandremo ary tsy eo hitantarana azy!:x
5. miangalyandria ( 23/09/2006 04:41)
ianao no tandremo tsy mitantara akory !!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.046