krepy

1. diamondra27 ( 18/09/2006 15:07)
te hihinana krepy za zany

na sucré na salé mety doly

iza no afaka hanome re7
de m'si
novalian'i melody ny 27/10/2006 19:15
2. Fiffi ( 18/09/2006 15:39)
ronono tapahana rano , 1 pincée de sel , siramamy raha ohatra ma mamy no tiana , sira raha ohatra ka masira :) , atody 2 , farine tamisée 250g , hatao anaty saladier daholo ny ingrédients rehetra de mixena , hasiana 2 sotro lehibe cogniac , 3 sotro lehibe menaka de hafangaro daholo.
Rehefa somary marihitra fa tsy liquide loatra de hendasina tsy hasiana menaka ny lapoaly an! de 2mn de chaque coté de zay .
Mazotoa homana :)
Na ity http://www.supertoinette.com/recettes/pate_crepes_de_to.htm
3. diamondra27 ( 18/09/2006 15:41)
tonga de vita zany ny sakafo hariva ri fiffi a
:-*:-*
4. simplex ( 18/09/2006 15:53)

d ahoana ny fanaovana an'le zavatra ao anatiny iny kay :?::?:

:-*:-*
5. Fiffi ( 18/09/2006 16:19)
krepy farcie ve ry simplex ? de rehefa vita ny krepy de hasianao zay tianao rehetra fotsiny de hidina fatorana hatao aumoniéra na pliéna fotsiny kah!

Ity koa misy solution ohatra hoe hanao krepy farcie jambon-fromazy.
hendasina kely ny krepy fa tsy hatao masaka tahaka ny krépy normaly ! de iny izy mivelatra iny de hasiana jambon voatetika sy fromazy hafangaro @ sauce blance de enrouléna de hidiana @ atody voakapoka zay vao hendasina kely rehefa vonona hihinana azy.

diamondra: :miam::miam::miam:
6. diamondra27 ( 18/09/2006 18:26)
fiffi: humm, manitra be akia le izy a!sady matsiro
le krepy samé iny an

de ny dessert zany nasiana nutela le krepy :oops::oops:
7. ferrari ( 18/09/2006 18:27)
tena mapa tehinana... handeha anao krepy rahampitso
8. diamondra27 ( 18/09/2006 19:23)
ferrari: za efa nanao application ka!

fa azo averina rampitso le krepy sucré sa ahoana?
9. booboo ( 18/09/2006 19:55)
Crêpes roulées au fromage frais.

-Crêpes somary lehibe ( io nomen'i Fiffi io ny fanaovana azy fa tsy asiana sira/siramamy fotsiny )
-300 g de fromage frais
-endives kely ananky 6
-250 g de coeur de saumon fumé ( nenà nataoko saumon fumé fotsiny :°) )
-1 pot de d'oeufs de saumon ...tsy maninona na tsy misy aza
-Sira sy dipoavatra.

1-Tetehina kilavalava ilay saumon
2-Esorina ny vodin'ireo endives sy izay ravina ratsiratsy
3-Arotsaka anaty bol ilay fromage dia potsipotserina @ fourchette avy teo, dia siraina sy asiana dipoavatra.
4-Alaina @ zay ny crêpe efa vita teo dia hosorona an'ilay fromage frais teo. Ataovy matavitavy ny couche. Dia asiana ilay saumon @ crêpes 3 dia ny endives @ crêpes ambiny. " Enrouler " -na @ zay dia didiana roa avy teo.
5-Fatorana @ ficelle kely tsirairay @ zay dia arosooooooooo. Ilay oeufs de saumon atao haingony manodidina fotsiny.



10. booboo ( 18/09/2006 20:10)
Gâteau de crêpes à la dinde ( 12 pers. )

-12 crêpes
-2 blancs de dinde.( Nenà nataoko amina nofon'akoho)
-500 g de champignons de Paris
-Persil
-250 g de crème fraîche épaisse :°)
-menaka 3 sotro
-dobera, sira sy dipoavatra.

1-Tetitetehina madinika ilay nofo-kena. Sasana sy amainina ny champignons. Avy teo dia tetehina madinika koa ( aza atao kritika kely na zay aza ). Tetehina koa ny persil efa voasasa avy teo.

2-Afanaina ny menaka dia arotsaka tao ny hena. Atao mendimendy tsara ( feu vif ). Arotsaka tao koa ny champignons sy ny persil avy teo. Andrahoina teo mandritra ny 10 min eo ho eo sady aroharohina matetika. Asiana sira sy dipoavatra. Ampiana ilay crème fraîche @ zay dia sady ahena ny herin'ny afo. Afaka 3 min eo ho eo vao esory dia mandritra zay fotoana zay arohirohina foana.

3-Hafanaina th 5 ny lafôro. Hosorana dobera ny moule à manqué ( lé fanaovana gâteau iny ), dia asiana crêpes 2 ny vodiny klou. Avy teo, asina couche an'ilay préparation ( cf 2- ) dia rakofana crêpes 2 hafa indray. Tohizana toy izay hatrany hatrany mandra-paha gli-n'ny raha. Rehefa @ farany dia somary parsemer-na kely @ potipotika dobera ny tampony.

4-Atao anaty lafôro mandritra ny 10 min eo ho eo. Dia démouler-na @ zay dia afaka aroso.

*** zaho tsy nahay ni-démouler azy dia bizarroïde be ny paoziny avy teo. fa mangeable kah hihihihihihihi

11. diamondra27 ( 19/09/2006 10:17)
booboo: merci
12. vale ( 19/09/2006 12:50)
mmmmmmmm:miam::miam::miam:mesy booboo:D
krepy Toffel zany ty:
(salé) rehefa vita ny pâte dia mangalà viande hachées + poivre+ sel dia endaso ho masaka, tsifo ny menaka
roulévo ny krepy asio ny farce anatiny
manaova sauce béchamel, raraho ny sauce mbola mafàna, azo asiana persil kely @lovia(mbo haingony ftsn re à) dia minana à zay koh:°):miam::miam::miam:
13. Zina ( 20/09/2006 18:00)
Izay te hanao crepe legere dia asivo blanc d'oeuf battu zany tena maivana by ilay crepe, halany betsaka nareo.
14. diamondra27 ( 20/09/2006 21:34)
zina: m'si @ astuce e!
za akia tena tia b crêpe a
15. boubounezy ( 23/09/2006 12:23)
omeko anjy ny fahefana momba ny fandraona fa njy kay no tena mahay mahandro be eto:-*=D
16. diamondra27 ( 23/09/2006 18:07)
:oops::oops::oops:

=))=))

nena dessert mora vita ihany ny adiko eo sy plat raim sy valo de asiana décoration bien be fotsiny sakafo maso fa tsy mila be filirony hafa tsy hoe: rehefa mba mandray vahiny angah de mba manao metimety.

omeko ny crudité sy
steack cheval ndry + salade
fromage
de salade de fruits avec glace

ahoana? firy ny isa azoko?:oops::oops:
17. diamondra27 ( 23/09/2006 18:12)
adinoko ny zava-pisotro

Apéro izany omena baylais kely bien glacé ndry:wink:

boisson alcoolisée sa tsia ?:-D:-D:-P
18. Fiffi ( 29/09/2006 19:22)
ity indray ary ny resety krépy an! hatao gato!

Vita ny krépy aloha. Maka mascarpone 1 de mixéna miaraka @ jaune d'oeuf sy siramamy .

Raisina ny krépy de hatao anaty plat , hasiana voankazo voatetika manify de manify de hasiana ny mascarpone io de ainsi de suite mandra-pahalany ny krépy.
Rarahana krémy chantilly hatao boule kely sy pépite de chocolat de haroso ! :miam::miam: mahavita gato annif mihintsy io an!
19. naughtyboy ( 09/10/2006 21:21)
tsara daoly ny krepy fa ny tsy mba afako reto de le crepe suzette asa raha efa nanandrana nareo tsy fantatro ny r7 izy io ka elantsiny
20. Fiffi ( 09/10/2006 21:37)
ity ny krepy suzette an! http://www.750g.com/fiche_de_cuisine.2.123.1444.htm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1903