ORERA BEEEEEEEEEEEEEE.....
21. soanja
(
21/09/2006 13:56)
Prime> tafaraniny fanampohona sy nitolomako azy iny dia tsy maintsy nanao tatitra tamin'ny RAD be ny tanana aho ny zava-nitranga satria izay no fomba sao misy maninona eo nefa tsy maharaka ny olona. De tonga tao amiko ny mpimasy nanao fizahana ny trano sao misy ody mijanona na zavatra hafa. Dia saika tsy nanaiky aho, fa ny mmponina no ni-insiste hoe tsy maintsy miaro tena aho. Dia izay , navelako nanao ny natoany tao amin'ilay trano ry zareo fa azy ny trano moa zah tsy manana fahefana ny tsy hanaiky. Dia nilaza tamiko ilay mpimasy hoe ireto avy no zavatra napetraka aho anao: dia ireo Hasina sy vonjobory. De zah moa tsy sarotiny.
De talohan'io aho matahoatra na handeha hivoaka amin'ny alina hipipy ohtra sao misy maninona fa hatramin'ny nisian'ilay hasina sns dia tsy nisy intsony izany tahotra izany fa raha tratrako dia masako izay foana no tao andohako, tena lasa sahy be indray.
De talohan'io aho matahoatra na handeha hivoaka amin'ny alina hipipy ohtra sao misy maninona fa hatramin'ny nisian'ilay hasina sns dia tsy nisy intsony izany tahotra izany fa raha tratrako dia masako izay foana no tao andohako, tena lasa sahy be indray.
22. toovs
(
21/09/2006 15:02)
soanja:
miranto:
soanja:
Zah efa niara niaina tamin'i Mpanmosavy ary efa nahita ny rehetra. Ny lolo indrya tena mbol tsy nahita alo aho. fa efa nahatazana afon-dolo alo ka tsy haiko na io no lolo na tsia.
manao ahoana ankia ry soanja izany miara mihaina @ mpamosavy izany ? ,tsy ataony ninon'inona ve ndry ?
Miranto sy Fiffi> zah tsy nahafantatra tamin'ny voalohany hoe miara miaina amin'ny mpamosavy aho. Fa isaky ny alina fotsiny dia matory tsara iny aho dia misy zavatra manindry be eo amin'ny tendako sy tratrako nefa tsy hitako, mila ho kenda aho. Dia mivavaka haingana aho fa mila ho sempotra. Dia miafana ilay izy rehfa elaela dia manohy matory aho. Noresahiko tamin'izay ankizy namako izay le izy dia toran'ny homehy izy fa mpamosavy no miara miaina amiko hono. Tsy misy tsy mahalala n'izany ny eo antanana ary mino ry zareo fa efa nihinana sakafo mosavy aho. Zah anefa mbola tsy narary mihitsy na izany az. Indray atoandro izay dia natory atoandro aho fa reraka be avy niasa maraina be namadika bainga dia vao tonga tao antrano aho de nesoriko ny ankanjoko rehetra de nidabok aaho fa ny efitranoko mantsy misy varvarana vao tafiditra ao. Dia miara- lakozia sy toarana fisakafoana izahay. Tampoka teo henoko ilay fofona alohan'ny hahakenda ahy. Nitsangana tampoka, zah miboridana be, nodakako ilay varvarana, nisokatra ny varvarana fa tonga de notolomiko sady nanaovako teny mahery no nasiako ny totohondry mafy ny tarehiny.
"Miala any mpamosavy, hery ratsy. Jesus please save this person! Amin'ny anaran'i Jesoa. Ndana mandeha" Notondroiko mafy tsy nihetsika toe amin'ny orony zah teo akaikin'ny fandriana izy dia tsy nahahetsika nahita ahy fa nangovitra, tsy nampoiziny. Lasa nihazakazaka haingana nivoaka ny trano dia tsy niverina raha tsy maraina.
Hatramin'izay dia alohan'ny hatory aho dia nivavaka no sady ny baiboly eo akaikiko. Nasian'ny mpimasy hasina tao ambany fandrianako ary voanjobory eo akaikin'ny fandriako. Ny olona tao antanana no tsy nanaiky fa nampetraka ireo tao ambany fandriako. Isaky ny alina izy henoko rehefa lasa dia henoko rehefa miverina fa mitomany daholo ny alika. Fa raha vao mifanena izahya dia mitomany foana izy miankohoka amin'ny tany miboridana be. Dia miditra ny trano aho tsy manabataba azy. Indray andro izay dia nanoratako hoe "Matiko ianao raha mbola tratrako mamosavy ny sakafoko." Tsy niresaka momba n'io izahay fa dia lasa moa niala nifindra tanana afaka une semaine tafaran'io. 4 volana taty aorinan'io dia vohitsaky ny auto izy de maty.
ka sao de enao miboridana no nampangovitra azy
23. soanja
(
22/09/2006 23:12)
Asa moa fa de be ihany tokoa ny mangovitra rehefa tojo raha tsy fahita.
24. besoiiin
(
23/09/2006 20:53)
soanja> :D:D:D za ndray alou raha mahita anzany tsy mangovitra fa vao maika miridiridy aza kouuuuu
25. soanja
(
24/09/2006 04:35)
besoiiin:
soanja> :D:D:D za ndray alou raha mahita anzany tsy mangovitra fa vao maika miridiridy aza kouuuuu
Resak'olon-dehibe indray izay. :wink::wink::-*:-*