MENU DU JOUR
1. boubounezy
(
17/09/2006 01:28)
gigot d'agneau légumes
andraoy @ rano tapakiny vera sy sira sy dobéra kely ny karoty sy navet zé efa vodio sy vôtetika eo @ 4 na 5cm eo;tsy atao masaka fa avela msomary mikarepoka
andraoy mitokana kou ny courgette,@ rano kely 2sotro finanana sy dobéra kely teteana lava2 eo @ 4 na 5cm eo tsy atao masaka kou fa mikarepoka
avelao reo itokana
alaivo ny poirot lé tapany fotsy2 iny iany
tetehoeo @ 2cm
célerie eo @2cm kou ny tetikany
endaso reo @ dobera kely sy menaka 1sotro finanana
arotsay ny votabie efa vovofy sy votetika madinika
refa mendy2 tsara iny dé asio vin blanc sec 1/2 véra
arotsay ao ny ny légume zay nandraona kely teo alou
avelao eo ndray
alaivo ny gigot d'agneau denervé sy dégraissé
dé teteo géza2 eo @ 3cm cube eo zany dé asio sira sy bouillon ny boeuf dé endaso @ menaka mamay bé
refa somary dorée iny ny hena dé arotsay ao anaty ny vilany misy lé légume dé andraoy eo @20 na 15 mn eo2
mazoto
afaka manao salade entrée
glace sorbet au citron ny dessert
rarahana couli de abricot na pèche, na refa vokazo ka azo mixéna dé araraka eo abony ny sobet avy e

novalian'i boubounezy ny 18/09/2006 20:34
2. diamondra27
(
17/09/2006 11:15)
hummm, alahady ny andro dia nisy dessert! youpiiiiiiiii=D=D=D:miam::miam::miam:
sady sorbet tsy de mampatavy
sady sorbet tsy de mampatavy
3. boubounezy
(
17/09/2006 17:45)
omeko ré7
misy dessert sy tsy mampatavy fona zany njy ry diam fa aza matahotra.;-)

6. boubounezy
(
18/09/2006 20:34)
diam @ manaraka meko ré7 manokanajy fa za tsisy fotôna alou @za, tena sahirana be lotra. bye bisous be njy an:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*(l)