Manimba ve ny maha-Kristianina

41. pissoa ( 27/09/2006 11:04)
mandrindra:
pissoaaaako aaa, ny olana lehibe rehefa amin'ny hoe te ahafantatra an'i kristy ho an'ny kristiana dia tsy maintsy izay tantarain'ny fiangonana ihany no henoina. fa raha vao feo hafa dia lavina avokoa ary avy hatrany dia lazaina fa lainga. nefa na ny tantaran'ny fiaingonana mikasika an'i jesosy aza dia misy mivoana ihany koa.

Ahoana kay no nahaizan'i mandrindra ilay fahafantarana an'i Kristy ho an'ny Kristianina (raha tena izay tokoa) ... nefa ny atao hoe Kristianina aza mbola vao anontanian'i mandrindra hoe inona tokoa :roll:
42. fijo ( 27/09/2006 21:40)
lapino ,za aloha dia tsy mpino,fa raha toa io voalazan'ialahy io kosa no fomba ataon'ny mpivavaka (izany hoe tsy maka anjambany)mety hotsara.
ny olana mantsy diailay mino be fahatany tsy misy . sy , ireny.
43. lapino ( 28/09/2006 01:00)
>> ... satria na ny baiboly aza dia efa volazanao fa tsy marina avokoa.
Tsy namaky tsara kosa i mandrindra e! Ny baiboly iray ihany, fa ny interpretation atao azy no tsy marina avokoa.
>> Fa maninona moa no ny baiboly fa tsy boky hafa?
Sarotra ny mamaly an\'io, indrindra fa raha mila porofo ara-tsiansa sy ara-tantara momba ny fahamarinany. Misy raccourci mora kokoa anefa hananana antoka ny amin\'izay tenin\'Andriamanitra marina, saingy tsy ara-tsiansa. Tsy haiko ny manazava an\'izay eto.

fijo, ny hoe hino na tsy hino, malalaka daholo. Fa za mahita anefa hoe \"ça en vaut la peine\" :wink:
44. andry08 ( 30/09/2006 14:50)
Tsy manimba ny maha-kristiana fa fefy anie e! Mila fefy daholo ny rehetra .
lapino>marina fa"ça en vaut la peine". Samy manana ny "interpretation"ny ny olona fa misy marika foana hoe kristiana sa tsia , eny na dia vao miresaka @ ilay olona aza ianao.:)
45. mandrindra ( 03/10/2006 15:32)
lapino, midika ve izany hoe tokony ho tokana ny intérprétation omena ny baiboly satriai raha tsy diso aho dia tokana ny fahamarinana.
46. soanja ( 07/10/2006 11:58)
Zah alo mino fa tsy ny baiboly irery ihany no mitondra ny fahamarinana fa betsaka isan-karazany. Ny fotoana hikarohana azy no tsy ampy sy ny handanjalanjana azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1392