Manimba ve ny maha-Kristianina

21. boubounezy ( 17/09/2006 01:08)
halany Andremanitra ny mpiatsaravelatsy, misy zany kou ny ao @ Biboly, ka @nareo kristina ve; tsy tsara ny milaza ny heviny na marina io na tsy satry mety avy @zay ny afahana mandinika tsara sy mampiravina ny fiadina. tsy mitana alaelo avy eo fa mifamela, sa le mpanao zé torofo mpamosavy reny??? ary itako fa ny oull refa tsy sah manambara ny ao ampony dé lé ozy ny vazah wé mipoignarda dans le dos. ozy kou ny baiboly wé tezera fa aza manota; aza atao tratrany andromiletika ny fatezerana. misy nefa na efa amantona aza tsy mety afaka ao @ ny fatezerana. no le antony tsy sah miteny na wé mivatravatra ra zay ny azoko itenenana azy
za alou tsy kristianan'e! satry aleoko @zao oty zay mivavaka alahady mangalatra iakou alatsinainy.
22. xxx ( 17/09/2006 18:08)
boubounezy:

halany Andremanitra ny mpiatsaravelatsy, misy zany kou ny ao @ Biboly, ka @nareo kristina ve; tsy tsara ny milaza ny heviny na marina io na tsy satry mety avy @zay ny afahana mandinika tsara sy mampiravina ny fiadina. tsy mitana alaelo avy eo fa mifamela, sa le mpanao zé torofo mpamosavy reny??? ary itako fa ny oull refa tsy sah manambara ny ao ampony dé lé ozy ny vazah wé mipoignarda dans le dos. ozy kou ny baiboly wé tezera fa aza manota; aza atao tratrany andromiletika ny fatezerana. misy nefa na efa amantona aza tsy mety afaka ao @ ny fatezerana. no le antony tsy sah miteny na wé mivatravatra ra zay ny azoko itenenana azy
za alou tsy kristianan'e! satry aleoko @zao oty zay mivavaka alahady mangalatra iakou alatsinainy.


variana sy tapa-tsinay ny mpamaky=))=))=))=))


23. booboo ( 18/09/2006 11:19)
dolby > ilay agressif klou tsy tena hitako loatra. Fa ny ankoatra zay miombo-kevitra amin'ingahy zà. Indrindra @ ilay ohatra nomenao hhihihihihihihihihi ( fahita ato @ forum mitsy io )
24. fijo ( 20/09/2006 21:55)
virginie an,ka le kristia mihintsy no olana,fa sady mpandrava tsena no te ho rôl
25. cutie ( 20/09/2006 21:59)
:-D:-D:-D:-D
26. lapino ( 21/09/2006 06:13)
fijo, tsy hoe te-ho rôl Izy fa tena Izy ka
dia tsy tsena fotsiny no noravany sy horavany, fa izay manohitra Azy rehetra! (soratako na lazaina fa fanaovana manipulation amin'ny alalan'ny fampitahorana aza io teny io)
Tsy i Kristy no olana. Fa raha io lazain'i dolby io, dia ny kristiana sasany no olana.
27. mimich ( 21/09/2006 07:07)
Manimba ve ny maha-Kristianina:
ohatra ny zavatra rehetra ihany izy io:
rehefa atao tafahoatra ny mety sy raisina antendrony ilay atao hoe fiainana maha kristianina dia manimba.
fa rehefa raisina amin'ny tokony ho izy sy amim-pahendrena dia tsy manimba


fijo>:-D:-D:-D hummmmmm
28. pissoa ( 21/09/2006 07:33)
fijo:
virginie an,ka le kristia mihintsy no olana,fa sady mpandrava tsena no te ho rôl

io iray io otran'ny hoe mivatravatra izany fa tsisy koà :-D:-D:-D:-D:-D

Efa hoe tsy ny maha-Kristianina no mitondra ny olana, fa ilay toetra sasantsasany tsy dia Kristianina loatra :wink:
29. vakiniadiana ( 21/09/2006 08:14)
kiadytsilaitra:

Toy ny zavatra rehetra ohatra : sokola, nivaquine, asa, fatoriana, fandinihana, avendranana, blablabla etsetra etsetra, dia manimba ny maha-kristianina rehefa tafahoatra. :^)
Avy eo ny momba ny fahasimbana no mety tsy hitovizan-kevitra. ilay hoe "mi-paorina" mantsy misy karazany be de be, arakaraky ny saina mitsara.

Amiko manokana, ny hitako milay @ io firehan-kevitra iray io dia ilay "message de tolerance" vimbininy. Ka rehefa olona milaza azy ho kristianina no mampiseho fihetsika "tsy tolerant" dia efa simba izy zay amiko.



Manohana tanteraka aho, ary ny mahatalanjona @ izao fotoana izao dia ohatra mitombo ny isan'ny kristiana extrémistes eto amintsika ka izao zavatra rehetra tsy azony izao dia lazainy devoly daholo

30. booboo ( 21/09/2006 08:28)
ohatra mitombo ny isan'ny kristiana extrémistes eto amintsika ka izao zavatra rehetra tsy azony izao dia lazainy devoly daholo


tsy ohatra fa tena mitombo mihitsy.
31. fijo ( 21/09/2006 21:46)
jereo fa ao amin'ny resaka fahasalamana izao,tsy misy hidiran'izay resaka finoana akory dia asisika fotsiny le izy.
32. mandrindra ( 22/09/2006 09:38)
fanina ihany aho amin'ity resaka kristiana ity an. ao ny kristiana extremiste lazaina fa tsy mety ny ataony ary mitombo ny isany, dia ao koa ny kristiana manao fihetsika tsy dia kristiana loatra. inona ihany ary ny atao hoe kristiana????
33. booboo ( 22/09/2006 10:30)
anokafo sizé vaovao ary @ " fivavahana sy finoana " dia ahazo valiny mahafa-po ingahy :-D:-D:-D...sady booooooooobaka beeeeeeeeee mihitsy :°)
34. fijo ( 22/09/2006 21:36)
za koa letsydia tena fanina ,fa ny ahy le "anina"farany ihany no tiako an
35. lapino ( 22/09/2006 22:37)
mandrindra:
fanina ihany aho amin'ity resaka kristiana ity an. ao ny kristiana extremiste lazaina fa tsy mety ny ataony ary mitombo ny isany, dia ao koa ny kristiana manao fihetsika tsy dia kristiana loatra. inona ihany ary ny atao hoe kristiana????
Ny voany hono no amantarana ny hazo
36. mandrindra ( 25/09/2006 08:23)
lapino, ka ilay voany anie tsy mazava amiko e. dia tsy misy izany ilay hazo???
37. pissoa ( 25/09/2006 08:38)
Mandrindra, raha tena te hahafantatra ny atao hoe Kristianina ianao, dia fantaro i Kristy fa i Kristy no tena Kristianina indrindra. Aza raisina an-tendrony ny nataony sy izay voasoratra mikasika Azy ... toy ny hoe te ho rol (very funny) :lol: ary aza fehezina amin'ny ze tiako ihany io na hoe ze tiako ihany no mety :-D:-D:-D
38. mandrindra ( 26/09/2006 08:11)
pissoaaaako aaa, ny olana lehibe rehefa amin'ny hoe te ahafantatra an'i kristy ho an'ny kristiana dia tsy maintsy izay tantarain'ny fiangonana ihany no henoina. fa raha vao feo hafa dia lavina avokoa ary avy hatrany dia lazaina fa lainga. nefa na ny tantaran'ny fiaingonana mikasika an'i jesosy aza dia misy mivoana ihany koa.
39. lapino ( 26/09/2006 08:47)
Mandrindra, ny baiboly izao no tahirin-kevitra nomen'Andriamanitra ho an'ny olombelona sy nokolokoloiny nandritra izay fotoana rehetra izay. Ao no mirakitra ny momba an'Andriamanitra, ao no mirakitra ny momba an'i Jesosy. Voarakitra ao ny fototra iorenan'ny finoana Kristiana.

Kanefa ohatra ny lahatsoratra rehetra dia azo interpréter-na ny baiboly. Samy manana ny interpretation-ny daholo ny rehetra, ka azo ampiasaina aza hanohanana hevitra tsy izy ny andininy misy ao. (Ny devoly naka fanahy an'i Jesosy aza mba nampiasa tenin'Andriamanitra koa). Noho izany dia lasa jungle tsy ifankahitana intsony ny fampianarana miely etsy sy eroa, vokatry ny interprétations isan-karazany an'izay voasoratra. Tonga hatramin'ny fifanoherana aza.

Ka raha te-hahafantatra an'i Kristy, na te-hahay manavaka ny hazo, dia aza mihaino fampianaram-piangonana , fa mihainoa ny fampianaran'ny baiboly. Aza mijery fombafombam-pivavahana, karazana fihetsika sy fiteny na fitafy na fihinana sns isan-karazany ataon'ireo "kristiana", fa izay hitanao fa mifanaraka na tsia amin' ny voasoratra no eritrereto eo amin'ny fiainana. Izany hoe mamakia baiboly izany e! Ny Fanahy Masina no hanampy tsy ho very ao amin'ilay jungle avy eo, hahaizana manavaka ireo hazo misy.

40. mandrindra ( 27/09/2006 09:06)
lapino , tsy ho sarotra be ve izany satria na ny baiboly aza dia efa volazanao fa tsy marina avokoa. ary nahoana moa no ny baiboly irery ihany no lalana ahafantarana an'i jesosy? misy boky maro isankarazany ihany koa anie mitantara ny fiainany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0835