fa manin mo raha avadika ho pazzapa ndray nympanao politique

1. robot ( 15/09/2006 09:05)
slt! dol:D
lasa ho ah ny saiko eh
teo ampisakafoanana aho no somary lasa saina kely eh
fa manin mo raha avadika ho pazzapa ndray ny mmpanao politique eh, jereo nareo fotsiny mo;zao le vao2 ofisialy fa hilatsaka ho fidina indray ravalo
de izy zany no premier nomuner eh,de fidio izy zany fa pzp_1 justin lery zany eto an:-$
toujour nominer fona lery eh
de mba ahoana zany no fitsaran'i christian sy lilie :-D:-D:-Dny valiny fifidianana eto
de ny aza hitako alo ka i justin no lany eo fa.....:snif: be no mitomany eo ,ohatra hoe ry firmin sy rojovola sy ny namany rehetra ao @ villa eh
eny iavoloha @ io ny villa eto an
de ho premier tour ve zany izy ty aloha ,sa hisy deuxieme eh?
fidio ry reto zay tinareo fa aza mety adalainy sasany zany an, fa tandremo tsy hahita praim @ ity fa eto vao tena hiady hira an=))o^o vote pour moi:-*
novalian'i robot ny 21/09/2006 18:42
2. Fiffi ( 15/09/2006 10:53)
soahiany fa hatsika sy lalao izy ity .:-D
3. andrianarisoa ( 15/09/2006 13:18)
mety mints leis zany hevitra ela zany an! tena mitovy mints ny pazzapa sy ny politique.
4. Aino ( 15/09/2006 16:18)
izay aloha izao sady tsy maharaka pazzapa no tsy maharaka ny politika ka tsy hay izay mety.
5. Fiffi ( 17/09/2006 06:51)
ka hoe hatsikana sy lalao le izy koh! :-D:-D
6. robot ( 17/09/2006 17:40)
miala tsiny ry zareo an , fa tena lasa aty ndray le izy eh
efa lasa ko le izy vao tadidy eh aza dia omena tsiny eh
fa misaotra ny retra mba namaly
sady le izy aloh natao hanalana azy eh
aino hihihi
tsy manin zan fa nareo anie lavitra eh
merci akia ry andrianarisoa ah
7. Fiffi ( 17/09/2006 17:48)
tsy misy tsiny eh! fa de eto zany no valiana kah! :) de iza zao hono no holany ary ? :roll::-D:-D:-D
8. robot ( 18/09/2006 08:51)
de tsy fantatra aloha zany zao ny ho tohiny fa lery ary notoriandry zafy any @ onu eh
sady amizay koa i justin ko tsy lany intsony eh!hihihi:-D:-D:-D
de aleo mintsy zan lol ho hita eo ndray ny praim manaraka io de ho fantatra izay ho lany eo
fangah tsy faly dol zao le ol retra fa tafala ihiany ra justin eh
^:^^:^^:^
9. Fiffi ( 18/09/2006 09:16)
zany ve ? :-D:-D:-D de iza no nasolo azy tao ?
10. robot ( 21/09/2006 18:42)
aza matahotra fa ho heno eo ihiany ny solony eh
hihihi, sao mba ianao ary, laingako zany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.178