izany ve de ho marina ... sa?
1. Aino
(
13/09/2006 21:16)
izhao hoa tsy mba mino any le hoe zaza sary hireny hoe be dia be ny rainy raha toaka sendra any le vhv...
dia hoe tsy fantatra izany izay tena ray ny ilay zaza, ka ny sasany milaza fa hoe ny zaza tsy misy rainy dia manja kely satsia mifangaro ao dol ny ...
nefany fa anga moa tsy esparmatozoide iray ihany no miasa @iny eh!!!:-/

novalian'i dailynews ny 15/09/2006 15:31
3. Fiffi
(
13/09/2006 21:49)
misy dinika hoe zaza sary ity , tena vao2 mihintsy !
Tsara fantarina aloha hoe inona ny dikan'ny hoe zaza sary fa tsy hoe sperme bdb an'olona bdb na maro no nahatonga azy . http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4507a5cdab2b3

4. robot
(
14/09/2006 08:17)
slt dol an:D
tsy fantatro aloha na ahoana ndray ny momba anio
fa araka ny eritseritro ,de zany zaza sary zany ve ,tsy hoe le zaza nateraka vokatry ny fiarahan \'olondroa tsy mba nisy fiheverana akory
fa de maika ny hanaonao fona ,kanefa refa tonga soa le zaza ,de manomboka eo @ zay le olana rehetra
voalohany de ny fanilikilihan\'i mpiaramonina azy ireny, fa hoe zaza naterateram-poana
nefa tsy izy anie no nahatonga azy ety eh
fa isika ,ianao izaho, ny tiko hahatongavana @ zan de zao , tsy hoe de isika voalazako no manao an zan
fa raha toa ka isika indray koa no manilikilika azy ireny ,nefa efa fantatsika ny mahazo azy
ko inona intsony mozan no mba valimpitia ho azony ety @ tany fandalovana ity
sady ny fianakaviany ary efa tsy dia tia azy ireny ny ankamaroanay, fa mba raiso eh
de zay aloha no azoko ambara kely manodidina azy io eh; fa le hoe zaza sary anie ry zareo ,tsy hoe sary anie fa olona nofo sy ra toa antsika ihiany eh
marina fa io no anarana nomena azy ireny hatrizay, fa izaho kos aloha tena manohatra azy azy io
@ ko refa nofo sy ra toa ahy , de ol zay fa tsy sary
ary le hoe koa sperme bdb iondray
de mety ve hoe sperme an\'ol maromaro ve mety mitambatra ho iray refa tonga ao anatiny ilay reny nahatonga azy hitondra vohoka ?eo ampanaovana firaisana ara nofo io an
mba valio re raha misy afaka mamaly ahy @nio re azafady , fa na izaho koa aza tsy mahay eh:-*

5. Fiffi
(
14/09/2006 08:47)
robot:tsy misy sperme mitambatra zany raha ny fahafantarako azy an! na ny an'olona 1 aza tsy mitambatra satria ny sperme de mizarazara par millier rehefa tonga ao ka tsy hisy fitambarany zany .
de mety ve hoe sperme an\'ol maromaro ve mety mitambatra ho iray refa tonga ao anatiny ilay reny nahatonga azy hitondra vohoka ?
Ny olana fotsiny angamba ho an'ny olona nanan-janaka nefa nanana olona 2 na plus de tsy fantatra hoa iza ny rain'i zaza io . Mety an'i x , y , z ! fa tsy misy fitambarany zany io !
6. rasoul
(
14/09/2006 11:50)
amiko ny zaza 1 na sary izy na tsy sary de tsy maintsy misy ray sy reny nanamboatra fa na izy "acte naturelle" na izy "acte artificielle" fa tsy mitombina izany spz an'ol marobe zany no mitambatra ho ol 1.
Ny prblm amiko de hoe tsy fantatr'ilay vhv tsony ny rain-janany satria maro loatra sady nifanesisesy ny rapport t@ ol samy hafa no sady fotoana nifanakaiky.
8. Fiffi
(
14/09/2006 17:48)
Aino: de vakio io dinika hoe "jereo eto" io fa mbola mitohy ny valiny ao an!
11. dadin
(
15/09/2006 07:53)
robot: afangaronao ny dikanteny, efa io no nametrahana ny zaza tsy manana ray any anaty copie hoe: zaza sary. Fa tsy entina amin'ny hoe: nofo amandra toa ny rehetra izy ka nahoana no lazaina fa " zaza sary"
Tsy misy hafa amin'ny hoe: ny ataon'ny gasy hoe: laoka dia izay rehetra atao eo ambonimbary rehefa misakafo, ka na hena io na ananana na hafa koa, dia laoka no ilazan'ny gasy azy.

13. dailynews
(
15/09/2006 15:31)
ataovy ny DNA dia ho fantatra hoe iza amin ireo no rain ilay zaza. ilay mamany izany no niaraka t@ olona marobe fa tsy midika izany fa samy rainy daholo ireo fa ny iray amin' ireo ihany no rainy. tsy possible tsotra izao izany, ray iray ihany.