blaogy

1. fijo ( 13/09/2006 20:38)
azafady re mba atorohy ny fomba fanao fa tsy mahay e.
tsy mety tafiditra ao aho,fa misy diso hono ny fanaovako ny tenimiafina sy ny solonanarana.nefa le ampiasaiko eto ihany no ampiasaiko.ka tsy aiko izay tokony atao.
novalian'i soanja ny 16/09/2006 07:23
2. Fiffi ( 13/09/2006 21:05)
fijo: zah koa efa nanandrana indray mandeha fa tsy tafavoaka mihintsy de najanoko ! vao le solonarana fotsiny de efa tsy tafiditra ny ahy ! Fa hanandrana hiany @ manaraka :)
3. hery ( 13/09/2006 21:38)
Fiffi> ary manjo an'i Fiffi daholo ny problemes rehetra an :-)

fijo> Mila manokatra blaogy aloha. TSindrio ilay hoe hanokatra blaogy.

4. cutie ( 13/09/2006 21:43)
aiza no misy an'zany blaogy zany :roll:
5. fijo ( 13/09/2006 21:54)
hery ,ka teo mihintsy aho no nitranga le olana.naika hanokatra ny blaogiko aho,fa tsy nety.misy io soratra menamena io foana milaza fa misy diso ny fampidirana ny solonanarana na ny cody
6. fijo ( 13/09/2006 21:57)
vao niverenako fa tena tsy mety e
7. hery ( 13/09/2006 22:08)
fijo> oups.. nojereko fa efa nanokatra blaogy enao http://fijo.blaogy.com/
Donc tsy mila manokatra intsony fa tonga dia mampiditra mot de passe eo amin'ny toeran'ny mpandrindra sisa
8. Fiffi ( 13/09/2006 22:11)
hery:
Fiffi> ary manjo an'i Fiffi daholo ny problemes rehetra an :-)
Hery: tena nanandrana mihintsy kosa aloha zah t@ io an! de asa nefa efa no-formatena ity pc ity sa ve zah mihintsy no...:roll:


9. fijo ( 14/09/2006 21:59)
hery saotra fa efa nety ka
10. soanja ( 16/09/2006 07:23)
:D:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1423