Zaza sary

21. zoanmi ( 14/09/2006 09:14)
cutie& madagasikara> dia izay indrindra no tsy tokony hiterahana @ (hanekena hatory@) satria raha olona tena tia an'le vhv izy dia mi-comprendre koh
io phrasenao farany io lay atao hoe chantage affectif :twisted::twisted::twisted: dia io daholo no ataon'ny vehivavy mody malemilemy, be ranomaso eo dia hoe hilefitra ny bandy, tsy aty amin'ny bandy mafy loha toa an-drazo zany, ny ankizy aloha lasako e ! efa zaza natao tao an-damosiko ve dia hoe ho azy koa, ahy iny !!!!!!! tsy omeko zany koa, izy no te-hamelatra, ny fitiavana nisy fa raha aty amboalohany izy dia tsy manaja ny safidiko fa manao teti-dratsy hamitahana sy hamatorana ahy, hanao ahoana any aoriana ???? :twisted::twisted:
22. booboo ( 14/09/2006 09:18)
hihihihi
23. pissoa ( 14/09/2006 09:33)
cutie, ny tenini'i zoanmi dia tsy accident mihitsy fa fikafikan'ilay vehivavy ka.
24. vale ( 14/09/2006 10:24)
Zoanmi< ahoana ary izany fazoanao hevitra izany, namaly ilay hoe misy lhl tezitra raha vao mandà ilay vhv na raha vao mitaky kapôty de zay no noteneniko hoe izany: rehefa manao an'izay ilay lhl dia tsy ilaina akory ny miara-matory @ satria tia tena izy ny tenany no fantany fa raha tena tia an'ilay vhv izy dia hanaiky, à condition que manaiky izy ny hanangana sy hitaiza ilay zaza raha toa ka misy ny accident!!
25. vale ( 14/09/2006 10:28)
ny cas anao anie izany tsy tafiditra ao @ ilay teneniko mihintsy e, ianao izany manaiky ny zanakao fa ny problema eto dia ny lhl mandà dia izay no tokony hitandreman'ny vehivavy e!! ary zà contre an'ilay hoe manao zaza derrière le dos de son compangon (le vhv)>>raha namaky tsara ny nosoratako hatrery ambony enao!
26. vale ( 14/09/2006 10:34)
Zoanmi> farany tsy hitanao ve ny nolazaiko hoe na inona na inona dia ny vhv no resposable 1° @ ireny zaza sary ireny, izy ihany no mahalala tsara ny toe-batany ary tsy noterena izy na ni-violer-na hoà, ka na mi-insiste aza ilay lhl rehefa mandà izy tsy hisy ny olana, hitanao tsara izao fa ianao dia mialaza fa te hitazona anao ilay vhv dia nandà ny kapôty fa hoe tsisy riska, dia izao ny zaza no victime e!!!!
27. vale ( 14/09/2006 10:44)
vale:

Vehivavy za fa ny renin'ilay zaza indray amiko no responsable voalohany satria, tsy no-violer-na akory izy, ary azony natao tsara ny mandà, fa izy ihany no mahalala ny toe-batany, ary raha hita fa tsy teny hierana ilay zaza dia tokony tsy atao satria manjary fitiavan-tena:x
Zoanmi> io no nosoratako voalohany indrindra!!



28. zoanmi ( 14/09/2006 11:08)
ah azafady fa tsy hitako io fa ilay taty ambany no hitako tena nivoitra be dia tonga dia touché be aho satria tena izay mihitsy ilay namdomana an'ilay bandy !!!! :-*:-*

29. cutie ( 14/09/2006 13:20)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 14-09-2006 11:33:12
Lohateny : Re : Zaza sary
cutie, ny tenini'i zoanmi dia tsy accident mihitsy fa fikafikan'ilay vehivavy ka.

hay moa :-D:-D:-D:-D:-D
30. madagasikara ( 14/09/2006 19:15)
Ny casn'i Zoamni anie zany ka hafa e. am lafiny 1 dia mahagaga hoe nahoana no anontaniana ny sipanao hoe misy risque na tsia raha toa ka mailo tokoa ianao eo @ fitiavana. fantatrao tsara fa sipa izy fa tsy vady. Manome tsiny ilay sipa enao satria hoe mila zaza izy rehefa nahalala enao fa namitaka anao izy. Anatra ho an'ny rehetra izany e, satria manko @ ankapobeny anie ka be ny lehilahy no tsy tia an'io kapoty io e, ka rehefa te-hahazo fahafinaretana de apetraka @ ilay vehivavy ny fanontaniana hoe: risque misy sa tsia?
Fa raha be ny lehilahy toa anao ry Zoamni de efa mihatsara ny fiainana ara-pitiavana. Isaorana ny lehilahy toa anao!
Vitsy ny lehilahy no tratry ny fitaky ny vehivavy, fa tsy tambo isaina kosa ny mahazo ny vehivavy e.
Samia mitandrina ary e.
31. vale ( 14/09/2006 21:42)
zoanmi:

ah azafady fa tsy hitako io fa ilay taty ambany no hitako tena nivoitra be dia tonga dia touché be aho satria tena izay mihitsy ilay namdomana an'ilay bandy !!!! :-*:-*


Zoanmi:tsy koi zany fa na zà koa aza mitsaingoka ohatranao izao koa indray2 kah!:-*:-*:)


32. vale ( 14/09/2006 21:47)
madagasikara>:) marina izany, tena vitsy ny lhl ohatran'i Zoanmi izany ka tsisy ohatry ny mitandrina ny andaniny sy ankilany,ny zazakely no lasa victime manko de palelo be:(:(:(
33. dadin ( 15/09/2006 07:43)
Be dia be ny karazan-javatra miseho raha ny fitiavana no lazaina, fa samy mitandrina angamba no tsara indrindra mba tsy ifanomezantsiny avy eo.
34. Fiffi ( 15/09/2006 10:54)
izay indrindra !
35. zoanmi ( 16/09/2006 14:45)
mahagaga hoe nahoana no anontaniana ny sipanao hoe misy risque na tsia raha toa ka mailo tokoa ianao eo @ fitiavana. fantatrao tsara fa sipa izy fa tsy vady.
ka efa nolazaiko tery ambony ilay izy hoe nocombinerna dia rehefa tsy misy risque dia tsy misatroka zany, resaka fifampatokisana, ary ilay zaza, tsy nila zaza izy fa te-hanambady raha tsy izany ve ho lasako ny ankizy e ! ianareo koa !! fa izany aza efa lesona ho ahy iny dia ho an'ny hafa koa. Ny zaza no tena mampalahelo !
36. Fiffi ( 16/09/2006 15:26)
marina izany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3499