fanajana ny manodidina ?

1. ralevha ( 11/09/2006 14:36)
:@ mba ahoana kay ny hevitrareo @ ireny olona manakorotana&manao fihetsika mamoafady imasom-bahoaka ireny.Ohatra omeko anareo ny eny @ay eny rehefa mamo ry zalahy dia manimba & mitabataba aokizany tsy misy hifandrenesana mihitsy @ izany.Ny ao @ elakela-trano _indray izay sady efa tery misy olona 08 fara faha keliny no mitambatra ho 04 .dia aleo aloha hiandry ny voalazanareo indray de tohizana ny tantara misaotra mamaly dia mazoto miseraseraà namana matetika zany ah!=D
novalian'i Fiffi ny 17/09/2006 07:07
2. Fiffi ( 11/09/2006 14:51)
rehefa mamo koh ry zalaha zany de tsy misy intsony zany hoe fanajana na inona na inona zany an! mampalahelo ny toe-javatra tahak'izao.
3. dailynews ( 11/09/2006 17:18)
hiantsoy polisy fa manjary tsy mahay mipetraka izy ireo raha tsy misy fahefana ambonimbony kokoa noho izy.
ny olana eto amintsika anefa dia hihetsika ve anefa ny polisy?
4. mbaliana ( 11/09/2006 18:44)
tondray rano refa tsy azo tenenina kou...:^):^)tsy mivazivazy za .. samy tsy hifanaja ihany...
5. Fiffi ( 11/09/2006 18:54)
fa nahoana kosa no tsy hihetsika ny polisy ?
6. Zina ( 11/09/2006 21:24)
ankehitriny ny fanajana ny manodidina dia sarotra mihitsy asa na tsy nampianarana an-drizareo na tsy te-hanaja intsony ry zareo...
7. ravatorano ( 12/09/2006 05:49)
raha vao olona mamo zany aloha d sarotra ny hiresahana amizany fa ny tsara d maka karrtie mobile na vaomieran ny fandriampahalemana :x:x:x
ilay hoe tondrahana rano ka tsy vao maika v ady ilaina izany fa ny tena tsara dia aleo maka fokotany na polisy amin ireny boribiritany akaiky anareo ireny
ny polisy mihetsika kah !:wink::wink::wink:
8. mbaliana ( 12/09/2006 07:54)
anga moa hoe hiady... alefa any ny rano dia zay ataony ao koa... hitabataba ry zareo fa za tsy hamaly...amin'zay miala ho azy eo reo...
Ny aty aminay aloha dia ohatry ny hoe manondraka voninkazo, amin'ny alina no fanondrahana azy...
tsy miverina eo intsony ry zareo fa tadidiny iny...:D:D
9. rasoul ( 12/09/2006 13:48)
:!:^^
10. mbaliana ( 13/09/2006 08:28)
rasoul fanondrahana ny voninkazo amin'ny alina ka raha misy olona mijanona ao ivelany dia mety lena...
11. Zina ( 14/09/2006 02:56)
mbaliana hahahhaha
12. prime ( 15/09/2006 15:10)
mbaliana> :-D:-D
13. Fiffi ( 17/09/2006 07:07)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.167