telepatiiiiiii

21. booboo ( 09/09/2006 09:11)
hum...zà tsy mino hoe misy coïncidences zany. Fa ny télépathie misy fa arakaraka ny sensibilité-n'ny tsirairay no ahatsapany an'io. Afaka ianarana io kah, fa mila mifehy tena sy saina fotsiny ( beeeeeeeeee ) hono ouz zareo efa pro @ io raha io. Zà klou tsy handany ron-doha @ zany ehihihihihihihihi
22. Fiffi ( 09/09/2006 09:14)
ny olona mpifankatia no tena ahitana an'io telepatiii io !:)
23. pissoa ( 09/09/2006 17:19)
Fiffi:
pissoa: ka le izy ange akia zavatra tsy hoe hita maso , azo arahina maso eo no eo eh! fa indraindray miresaka de iny fa miseho hoe heu...zah ko niheritreritra an'io nefa enao en même temps nano an'le zavatra! na mety ho zavatra hafa koa fa ohatran'ny tsy de misymahatsikaritra le izy !

Hay ve e ... mety efa nisy zany fa zah tsy mahatsikaritra e? :-*:-*:-*

Fiffi:
ny olona mpifankatia no tena ahitana an'io telepatiii io !
Hitako akia zah mbola tsy nahazo :roll::-D:-D:-D
24. Fiffi ( 09/09/2006 18:23)
pissoa: zany ve akia ? hihihi fa hitandry ? ohatra fotsiny koh zao hoe mamandry zao miheritreritra hoe raha mba ho avy aty zao i pissoa rehefa avieo tena vitanay ity raharaha ity miaraka! kanjo inona no miseho ? iny pissoa mandondona @ varavarana ! io koh zao de hatao hoe telepatiiii :):-*
25. watafon ( 09/09/2006 19:33)
za alou mino fa misy io e! vao haingana fa tsy tantaraiko eto !:-D:-D:-D
26. vale ( 09/09/2006 20:55)
tena misy io ry reto a,marina e, zah misy namako be izay raha vao misy zvt manjo ahy dia miantso(fone) ahy foana izy de in tokoa hoy izy fa efa fantatro! tsy in-2 na in-3 fa tena matetika mihintsy!!
27. pissoa ( 09/09/2006 20:59)
watafon:

za alou mino fa misy io e! vao haingana fa tsy tantaraiko eto !:-D:-D:-D
Tantarao anah fa raha ts'zany elah tsy namako tsony :roll::-D:-D:-D
28. Fiffi ( 09/09/2006 21:38)
zah kosa aloha de tena mino satria vao aingana be koa zah nahazo an'io an! fa sekiré koh ny ahy io an !
29. cutie ( 09/09/2006 22:29)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 09-09-2006 11:14:52
Lohateny : Re : telepatiiiiiii
ny olona mpifankatia no tena ahitana an'io telepatiii io !

marina akia zany a :-D
30. Fiffi ( 09/09/2006 22:46)
wata: na amiko koh ve tsy tantaraindry ? :roll::(:-D:-D
cutie: de efa nahazo an'io ndry zany an ? :)
31. cutie ( 09/09/2006 22:47)
isan'andro :-D:-D:-D:-D:-D:-D
32. Fiffi ( 10/09/2006 06:17)
tena tsy ratsy akia an! hummm:)
33. Lanitrafaha7 ( 10/09/2006 06:32)
Bonjour dôly e !

Zaho dia tena mino fa misy ilay telepatiiii satria zaho efa nahita. Nisy namako iray nanana photo-n'ny sipany izy tany aminy ka rehefa mahatsiaro an'io sipany io izy dia alainy ilay photo hataony ambany ondana dia manembona avy hatrany ilay jôba.Amin'ny alalan'ny photo no hanaovany ilay telepatiiii. Raha te-higafy ohatra ilay bandy dia hasiany fanjaitra eo ambonin'ilay photo dia lasa mijafajafa marary an-doha na marary kibo ilay sipa arakarakin'nizay faritra tondrohiny @ ilay fanjaitra. Tena zava-nisy io fa tsy vandy an. Gaga be aho tamin'izany fa hoe lety ve hoy aho manao magie sa ahoana. Suite-n'izay dia tsy nety ni-namana taminy intsony aho.
34. Fiffi ( 10/09/2006 06:43)
hummm ! de efa tsy telepatiii intsony kosa angamba zany an! Ny telepatiii manko tsy kalkuléna satria zavatra naturel io ! raha kalkuléna indray de efa zavatra hafa zany ! coincidence ange hoa io telepatiii io eh! donky tsy misy hoe andeha zah hanao n'izao an'olona 1 de ho voan'io zavatra hataoko io marina le olona !
35. vale ( 10/09/2006 12:59)
Lanitra> :? tsy efa lasa corcèlerie ndray ve zany ataon'ilay namanao izany? humm :? :?
36. vale ( 10/09/2006 13:00)
oups,sorcèlerie,azfdy!
37. Fiffi ( 10/09/2006 13:05)
zay indrindra manko an!
38. pissoa ( 10/09/2006 17:40)
Fiffi:
coincidence ange hoa io telepatiii io eh! donky tsy misy hoe andeha zah hanao n'izao an'olona 1 de ho voan'io zavatra hataoko io marina le olona !

Ie.

Ireo tenenin'i Lanitra io marina angamba efa mosavy :roll::-D:-D:-D
39. booboo ( 10/09/2006 17:48)
Misy hery ange io fisainana io, na ny teny aloaky ny vava aza. Donky raha tena nanembona mafy t@ fony ( hihihihi sa akory Pissoa moa ny asan'ny fo ? ) sy ny sainy izy dia tena possible tsara mihitsy tsapan'ilay iraika zay " energie " zay. Fa tsisy zany coïncidence zany.
40. Fiffi ( 10/09/2006 18:04)
fa tsy ny rehetra no misy hery na "energie" fa misy koa ny coïncidence ary tena mahagaga mihintsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3245