lakroa ????
22. majesty
(
11/09/2006 05:28)
T@ taona 325-BC teo ho eo no nanjakan'i Amperora Romana Constantin le Grand(hita ao @ encyclop)izay namorona ny signe":wink:la croix" voalohany,ny antony dia izao:ilay mijidina dia manambara ny fahefana ara-pôlitika sy ara-tafika,ilay marindrano kosa dia manambara ny fahefana ara-pivavahana izay nanan'ny fanjakana Romana t@ zany fotoana izany;noho izany dia famantarana manokana ho an'i Amperora Constatin le Grand ny croix fa tsy an'ny kristiana akory:D,fa tsy dia izay no important fa hoe Jesosy nijaly,maty nisolo antsika ho fanavotana antsika:wink:
23. Fiffi
(
11/09/2006 13:22)
nefa raha hatao hoe fahatsiarovana ny Tompo t@ fijaliany nefa tsy izy irery no nampijaliana tahak'izao. Saingy hoa Ny Tompo maty ho famonjena antsika.
24. prime
(
11/09/2006 14:09)
Marina io voalazan'i majesty io raha ny fotoana...
Fa ny fahazoako azy indray dia fitsaràna farany ho an'ny olo-meloka t@ fanjakàna rômana no antony hanomboana olona iray eo @ hazo fijaliana... Ka tsy Jesosy no voalohany nohomboana teo ary tsy izy rahateo koa no farany...
Raha jerentsika ohatra ity : http://www.ac-versailles.fr/pedAGOGI/anti/esclaves/servi11.htm dia hita tsara fa Crassus dia nanombo olona t@ hazo fijaliana mihoatra ny 6000 raha namono ny fototry ny tolona nataon'ny andevo sy ny gladiateur izy t@ fotoana mialoha lavitra ny nihavian'i Jesosy... Ary raha arahina koa ny tantara ohatra, i Barabasy ilay jiolahy natakalo an'i Jesosy dia nibebaka ka lasa kristiana rehefa nifanerasera tamin'ny mpianatr'i Jesosy tany an-tsesintany ary nohomboana t@ hazo fijaliana koa rehefa afaka taona vitsy taorian'ny nahafatesan'i Kristy...
Ary tsy vitsy ny mpianatr'i Jesosy no maty nohomboana t@ hazo fijaliana... i Petera ohatra dia nohomboana koa fa ny azy nangataka izy mba ahohoka ny hazo fijaliana namonoana azy satria tsy te-hitovy @ jesosy izy...

25. majesty
(
12/09/2006 04:44)
Prime:misy milaza kou hoe marika manokan'i Hitler kou hono ny lakroa fa tsy mbola hitako alou ny doc momba azy e
26. jimna
(
12/09/2006 04:45)
ny lakroa dia niandoha tany kaldea fahiny,izy io dia nampiasaina ho marik' Tamoza andriamanitra (noho izy manana endriky ny Tau' mifono zava-miafina,litera voalohany @ anarany)talohan'ny i Jesosy Kristy dia efa nampiasa ny lakroa ireo mpivavaka mba ho marika masina.
28. prime
(
12/09/2006 15:30)
ie ny an'i hitler dia "croix gammée" na "svastika" koa mahalaza azy... symbole fenon'ny "race aryenne" io niainga avy @ "race de noblesse indo-européenne"... midika zavatra betsaka @ fivavahana aziatika io... fa tsy misy ifandraisany @ lakroa nanomboana an'i kristy akory kah...
29. Zina
(
13/09/2006 04:12)
majesty [ Valio ] 11-09-2006 07:28:13
Lohateny : Re : lakroa ????
T@ taona 325-BC teo ho eo no nanjakan'i Amperora Romana Constantin le Grand(hita ao @ encyclop)izay namorona ny signe"la croix" voalohany,ny antony dia izao:ilay mijidina dia manambara ny fahefana ara-pôlitika sy ara-tafika,ilay marindrano kosa dia manambara ny fahefana ara-pivavahana izay nanan'ny fanjakana Romana t@ zany fotoana izany;noho izany dia famantarana manokana ho an'i Amperora Constatin le Grand ny croix fa tsy an'ny kristiana akory,fa tsy dia izay no important fa hoe Jesosy nijaly,maty nisolo antsika ho fanavotana antsika
marina ny anao ry majesty
misy zavatra tiko lazaina fotsiny. Ny la croix dia fomba famonona ny olona t@ andron'ny romana otran'ny guillotine nampiasain'ny frantsay.. ka tsy misy dikany mihitsy ny la croix.
32. hery
(
13/09/2006 16:13)
Ny lakroa famantarana ho an'ny kristianina no anontaniana eto fa tsy ny lakroan'ny jiosy
33. Fiffi
(
13/09/2006 18:22)
Zina:marina aloha fa hoe fomba famonoana sy fampijaliana ny la croix ! Fa jereo hiany hoe iza no novonohina sy nampijaliana taminy an!
Ny la croix dia fomba famonona ny olona t@ andron'ny romana otran'ny guillotine nampiasain'ny frantsay.. ka tsy misy dikany mihitsy ny la croix.
Tsy misy dikany hoy ianao ny lakroa ry Zina ? de adala daholo zany ny Kristianina rehetra mivavaka eo am-pototrin'ny Lakroa sy mitondra azy eny am-bozina raha izany ???:roll:
36. Fiffi
(
13/09/2006 20:15)
ié ! ndry nga tsy mba manatrika ireny veillée penitentielle ireny ? sacrement du pardon aloha ny Paska na Noely ? Eo am-povoana ny fiangonana ny Lakroa de misokatra ny Baiboly eo akaikiny de mandohalika aloha na manoroka ny Lakroa alohan'ny hametrahana ny tanana havanana eo @ baiboly sady mivavaka koa!
38. Fiffi
(
13/09/2006 20:44)
zah aloha efa zatra an'io an! fa miovaova isan-taona io fa tsy maintsy eo hiany ny Lakroa sy ny Baiboly.
39. Zina
(
13/09/2006 21:35)
O ry hery a aza dia maika mamaly foana ianao mba vakio doly aloha ny resaka dia zay vo mamaly. Jereo io ambany io
[quote]Mpandefa : ravatorano [ Valio ] 12-09-2006 08:19:51
Lohateny : Re : lakroa ????
majesty
[quote]Mpandefa : ravatorano [ Valio ] 12-09-2006 08:19:51
Lohateny : Re : lakroa ????
majesty
40. Zina
(
13/09/2006 21:37)
Mpandefa : hery [ Valio ] 13-09-2006 18:13:20
Lohateny : Re : lakroa ????
Ny lakroa famantarana ho an'ny kristianina no anontaniana eto fa tsy ny lakroan'ny jiosy
inn no rarahiko an'izay lakroa....
Ny tena kristiana tsy manana lakroa zany:wink: