MENU DU JOUR

1. boubounezy ( 07/09/2006 23:29)
miala tsiny @nao za ry pissoa fa tsy nanaraka ny hevitrao izay milaza fa tokony alefako any @ blogko ny ré7. inn ny antony:?::?::?:
za tsy nanotany ani hery iditra admine satry efa itako talou ny fomba firesaka t@ko tato @ forum.
satry misy ny fanavakavahana ato.
tsy noraraiko fa fantatro fa tsy ny namana retra ato akory no tsy ty anah fa ho any zé ty anah de mba nanao io hevitra io za zatry vie cotidienne ny sakafo.
ra tsy tiny hery kosa ny hidirako eto tsony dé ataovy publicité ary aza modifiéna mintsy ny hafatro otrany nanaovana any dadabe fa sady tsisy lainga akory. otrany anaovany mpisera sasatsasany anah eto ka itako fa ankasitrahiny meur hery.8O
2. boubounezy ( 07/09/2006 23:38)
POISSON GRILLE LAFIANA ANDIVE NA FENOUILLE

filet de poisson grilléna de atokany @ vilia alou,
teteo ny andiva na ny fenouille ataovy madinika lavalava
endaso doréo asio sira poivra
refa vita ataovy anaty vilia fisaka dé ataovy eo ambony ny filet de poisson grillé
dé voasy ny votabia dé esory dôly ny vônny
teteo madinika de endaso @ dobera asina sira kely poivre kely, tongolo gasy sy grôzéniô
refa vita zay dé fihazo anaty chiffon ny sauce tomaty nataonao teo
zé ranony lé sauce asio crème liquide kely2
dé araraho eo amboniny lé trondro sy fenouille na andive
ny sakafo tsy miady sady tsisy tompony. mazoto
3. soanja ( 08/09/2006 00:06)
Boubounezy a, tena ilaiko mihitsy ny fisinadry ato. Isan'andro izahay rehefa mba ato antrano aho dia ny menun-dry no narahiko dia afapo daholo ny manodidina. Tsy arany hoe indry no secret. :wink::wink: Nihevitra izy fa mba nisy fivoarana tao an-dakozia tao aho. Misaotra aky a. :-*:-*:-*
4. cutie ( 08/09/2006 03:29)
:miam::miam::miam::miam::miam:
5. boubounezy ( 08/09/2006 05:43)
soanja, sôtra kia a! tena manohana ny (l) ny mieritreritra wé mbola mba misy mpankafia iany na vitsy aza.:-*:-* cutie:miam::miam:
6. hery ( 08/09/2006 07:02)
boubounezy> Raha manana hafatra manokana ho anah (fitarainana, sosokevitra, na bizoroka) dia alefaso ao amin'ny namana :-) mbola tsy nandà hafatra avy tamin'ny namana teto aho.
Indraindray mantsy tsy azoko hoe inona no tianao holazaina misy ny anarako. Sao dia tsy idirako akory.

Hery
7. vale ( 08/09/2006 07:31)
boubounezy> merci @ re7,zah koa mila aky a:-*:-*
8. pissoa ( 08/09/2006 08:40)
Salut Jiaby

Hay ve nataon'i boubounezy dinika roa mihitsy ilay hafatro e. :-D

Ito no hafatra nalefako tany amin'ny boubounezy:

Pissoa tany @ hafatra:

Salut Boubounezy

Misaotra betsaka amin'ny re7 ao amin'ny forum fa tsy maintsy mahita fika ihany ny farany rehefa tena leo routine iny, hihihi.

Torohevitra kely: mety ve raha asiana koa ao amin'ny blaogy, Any mantsy mba voatahiry fa ao amin'ny forum rehefa elaela dia tsy hita intsony.

Misaotra indray

Pissoa


Aoka samy hamaky tsara isika namana - fa i Pissoa dia tsy niteny hoe esory ao amin'ny forum ka ataovy any amin'ny blaogy. Fa maninona moa no esorina nefa hita fa manampy? (jereo fa fisaorana no tapany voalohany amin'ny hafatro).

Ny zavatra noteneniko dia hoe mety ve raha asiana koa any amin'ny blaogy. Iaraha-mahalala fa rehefa ela ny dinika eto amin'ny forum (tsy haiko hoe firy volana - asa raha afaka lazain'ny mpandrindra) dia lasa any amin'ny archives ka tsy afaka hitan'ny namana eto intsony. Dia io no hevitra narosoko. Izany hoe tohizina tsara ny eto amin'ny forum, dia mety azo asiana koa any amin'ny blaogy.

Ny resaka sary sns angamba tsisy idirako loatra :-*

PS: Vakio tsara ny hafatra vao manala-baraka olona toy izao kosa fa sao tsy mety.
9. boubounezy ( 08/09/2006 11:48)
miala tsiny @njy zah ri pissoa fa refa mazava otrizao dé tiko. za manaoky ny hadisoana refa tsy nahazo resaka. satry tsy noazavainao ahy tsara le izy.
mbola ialana tsiny^:^^:^^:^^:^^:^
10. pissoa ( 08/09/2006 12:22)
:-*:-*:-*

11. boubounezy ( 08/09/2006 12:27)
encore dsl pissoa^:^
12. xxx ( 08/09/2006 16:45)
=D=D=D=D
13. Lilie ( 09/09/2006 02:39)
Tiako be ny sakafo rehetra naroso teto. Tia mahandro aho sady tia manova sakafo fa manana zanaka tsy tia sakafo miverina matetika. Misaotra betsaka anao manolotra sakafo ho anay isanandro.Mankafy daholo ny ato an-trano.
Aza taitra amin'ny mpanenjika akia fa izay manao ihany no henjehina.
mahereza e!
14. diamondra27 ( 11/09/2006 09:18)
bbnz:(l):miam::miam::miam::miam::miam::miam:

gaga be t@ le re7 androany fa hafa be le izy:roll::roll:; hay v mise au point e!
de masaka tsara zany ny resakareo zao ve?:D

Sao de mbola mila anah!:-D:-D:wink:
15. boubounezy ( 11/09/2006 17:10)
diam ie mety mbola mila anjy za refa tsy maita idée tsony :wink::-D:-D
16. diamondra27 ( 12/09/2006 06:30)
bbnz:=))=))=))=))=))=))

:-$:-$

asio re7 ny "bonne humeur" akia a!
oe: Une cuillère se sourire+ une cuillère de gaieté...
Tena tsy tadidiko le re7:oops::oops:
17. boubounezy ( 12/09/2006 09:19)
refa sempotra za dé teneniko eo fon dry anampy anah fa fenoulle tsara alou lé soupe de bonne humeur njy ra tsy ampy mba anaovana bnn jrn e!:-D:-D:-D
18. diamondra27 ( 12/09/2006 09:48)
bbnz::P

ilaina akia io a
19. boubounezy ( 13/09/2006 00:30)
misôtra nareo retra mankafia ny sakafo e!:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2456