Mampalahelo!!!!!!!!!

1. Noslid ( 07/09/2006 20:02)
Izany tokoa ny hoe mitatatra ho an'ny hafa:roll::roll::evil::evil::evil:
http://www.wanadoo.mg/feco.php?articleId=281487
novalian'i Fiffi ny 08/11/2006 16:46
2. Fiffi ( 07/09/2006 20:06)
:evil::evil::evil: fa avy @ iza indray zao no mahatonga an'ireo ? efa fantatra ange eh! :evil:
3. cutie ( 07/09/2006 20:26)
in ny tao,fa za tsy nahita :-D:roll:
4. Fiffi ( 07/09/2006 20:28)
nga tsy nojerendry ?
5. cutie ( 07/09/2006 20:40)
nojereko fa tsy nisokatra
6. pissoa ( 07/09/2006 20:56)
Mahagaga fa avy amin'ny vazaha indray no hahenoana an'ilay izy fa tsy mba gasy :°)
7. Fiffi ( 08/09/2006 05:10)
pissoa: zany ve akia de mahagaga ? pffff!! tsy maintsy avy @ ry zareo foana ange ny zavatra miseho takah'zao eh!
8. pissoa ( 08/09/2006 07:38)
Tsia ka ... raha izy vazaha (irery) ve no mpanao azy dia izy indray no ndeha hisolantsolana hiteny hoe misy an'izao sy izao :roll:
9. mandrindra ( 08/09/2006 10:34)
miandry porofo
10. Fiffi ( 08/09/2006 12:40)
pissoa: ka efa mahazatra loatra akia ny fahitana ny zava-dratsy hataon'ireo vazaha ka tsy mahagaga ahy mihintsy hoe ...iza hiany moa no fototrin'ny olana rehetra mitranga any dagoany ? tsy ny gasy ange eh!
11. Noslid ( 08/09/2006 19:41)
cutie:

in ny tao,fa za tsy nahita :-D:roll:


Izao no voalaza tao (Mialatsiny fa @ teny faran'ny tsy hay)

Madagascar perd annuellement 700 millions de dollars à cause des trafics illégaux de ressources minières et 500 millions de dollars à cause de l’exploitation illicite des ressources halieutiques.

Ces chiffres qui en disent long démontrent à quel point le système de gestion des ressources naturelles à Madagascar est une vraie passoire. Et la liste n’est pas close. Ces données ont été citées le 6 septembre par le Chief Executor de l’Economic Development Board of Madagascar (EDBM) ou Conseil de Développement Economique de Madagascar, Prega Ramswamy.

Cette situation désastreuse a été tant décriée par la presse et au sein de la société. On comprend mieux alors pourquoi la Grande Ile est gâtée par Mère Nature mais patauge dans la boue de la pauvreté.

Redresser cette situation est sans nul doute l’un des secrets du décollage économique malgache. Le « Strategic Decision Meeting » (Sdm) devrait trouver les origines de ces problèmes et par conséquent, permettre aux autorités et aux acteurs concernés de prendre les meilleures des décisions et d’apporter des solutions.


12. cutie ( 08/09/2006 19:56)
Noslid voaray fa misaotra :P
13. Fiffi ( 09/09/2006 06:45)
pissoa:
Tsia ka ... raha izy vazaha (irery) ve no mpanao azy dia izy indray no ndeha hisolantsolana hiteny hoe misy an'izao sy izao :roll:
ka mba misenina ry zalaha koh!


14. Noslid ( 09/09/2006 06:50)
cutie:

Noslid voaray fa misaotra :P


Tsy misy fisaorana eh! :-*:-*:-*:-*
15. andraina7 ( 09/09/2006 07:41)
n'ena ko rankizy ts nisokatratra e!!!!! tsy hay na le machine no fôpl:(:(:(:(:(:(
16. Fiffi ( 09/09/2006 07:44)
fa io efa nosoratany io ny zavatra voalaza tao an! :D
17. prime ( 12/09/2006 12:23)
Ny marina rehetra tsy filaza... fa mbola maro no zava-miafina iainan'ity nosintsika ity...
18. mandrindra ( 12/09/2006 12:30)
lazao ihany aloha raha tena marina
19. prime ( 12/09/2006 14:56)
Mandrindra> k'efa hoe tsy filaza koa ahoana ary nareo zany...:-D:-D
20. mandrindra ( 12/09/2006 15:15)
tantarao fotsiny ary fa aza lazaina akory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6724