hummmmm!...
123. mandrindra
(
02/10/2006 15:57)
rehefa avy vizaninareo aho no tena sambatra fa tsy mampalahelo izany :-D:-D
124. fasaly
(
02/10/2006 16:04)
hummmmmm! ka refa vizana ange mahazo aina dool e! fa kou klou fa niendaka njay ny crampon ny godasiko sady mibolisadisatra be ny faladihako ao wa fa malama tsemboka e! kou kklou an!:o
125. mandrindra
(
02/10/2006 16:07)
tsy mbola mi-temps izao noho izany dia mitohy ny lalao. sady raha vao mibolisatra eo roky dai maty ny baolina:°):-D
126. Fiffi
(
02/10/2006 16:29)
tsy misy baolina maty zany eto hoa ! tsy hainao marina ny hamafisanay sy fasaly ry mandrindra an!
127. mandrindra
(
03/10/2006 13:30)
ny avant de pointe kalaza indray tsy miraty occasion de but izany. tsy maintsy maty foana ny baolina.
130. Fiffi
(
03/10/2006 17:37)
tsy afaka mampiseho akia izy satria tsy nisy tafiditra koh! mazana ange isika eh! :-D:-D:-D
135. fasaly
(
04/10/2006 06:00)
maka aina izy zay aky ry fiffi fa ndao klou hanararaotra haka aina kou fa tsitsina ny aina kou!:?
138. fasaly
(
04/10/2006 10:12)
:-D i prime zany tsy hita popoka tsony fa naka vôkasy mitsy ngamba ni abandon:-D
140. mandrindra
(
05/10/2006 10:36)
fasaly:
ampisehoy kou aza hoe zay bôl maty zay ry mandrindra:?
rehefa face à face izay vao hitanao ilay fiditry ny baolina :-D:-D:-D