hummmmm!...

41. mandrindra ( 18/09/2006 08:20)
fiffi sy fasaly,
na ianareo aza ny goal
tsy maintsy matiko foana n y bol
omeko kely ny feinte de corps
dia tonga ao amin'ilay tanjona dôro
ka ny hiafarany izany dia tsy maintsy any anaty harato foana ny baolina :-D:-D
jobamilay, ampio ilay termos fa toa mitete izy zany ka mitady ho ritra. dia ampio koa i fiffi sy fasaly fa maty foana ny baolina ka mila goal mpanampy
42. Fiffi ( 18/09/2006 08:57)
zah sy fasaly aloha tsy ho arakao zany ry mandrindra an! mahay ange zahay eh! fa sao enao mihevitra ...sa tsy zany akia ry fasaly ? :-D:-D:-D
43. mandrindra ( 18/09/2006 11:03)
fiffi, samy mahay isika izany e:wink::-D:-D
fa ny baolina hoa tsy maintsy maty foana:-D:-D
44. fasaly ( 18/09/2006 11:10)
hummmm! maty am ahoana ry andrindra a!:roll::-D:-D:-D raha tsy hoe izahay mitsy no dakaoro am fahafatesan'ny bôl:-D:-D:-D
45. fasaly ( 18/09/2006 11:11)
fiffi: f'ita wa! taoko tsika tena danz be raha hanakana bôl:-D:-D:-D
46. mandrindra ( 18/09/2006 11:25)
fasaly, eo ary moa manaova dakôro e :-D:-D:-D
47. fasaly ( 18/09/2006 11:43)
euhhhhhh! kalou refa tena vizana be manakana bôl zahay:wink::?:-D:-D:-D:-D
48. mandrindra ( 18/09/2006 12:44)
manao vizana haingana ary e:-D:-D:-D
49. fasaly ( 18/09/2006 13:21)
:-D:-D:-D:-Dzao klou mbola tsy vizana fa mbola matandraka beuh!
50. mandrindra ( 18/09/2006 14:40)
andao haingana ary hanao baolina dia amin'izay vetivety dia vizana :-D:-D:-D
51. Fiffi ( 18/09/2006 16:27)
zah aloha tsy mety vizana zany an! hasiana dopage kely de zay ! :-D:-D:-D:-D
52. fasaly ( 18/09/2006 17:41)
:-D:-D:-D:-Dfanina amzany kosa aky fiffi a! aleo njay aza atao maty ny bôl raha izany:-D:-D:-D
53. Fiffi ( 18/09/2006 18:01)
fasaly: kiiiii !! tsy manaiky an'zany zah an! inona no anton'ny no-dopeko raha izany klé ? :-D:-D:-D de avelantsika handresy ve ry mandrindra sy ny tariny ? hehehehehe ! tsy lasa io an!
fasaly ireo aloha isika hanao entrainement kely an!
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Sport_et_loisirs/7_5_128.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Sport_et_loisirs/7_5_136.gif[/IMG] de ho hita eo raha tafiditra ity ? [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Sport_et_loisirs/0133.gif[/IMG]
54. fasaly ( 18/09/2006 21:19)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
55. Fiffi ( 18/09/2006 21:23)
:-D:-D
56. Fiffi ( 18/09/2006 21:24)
nitsaoka matanjaka ry mandrindra sy ny tariny mahita antsika manao entrainement io akia ry fasaly an! :-D:-D:-D:-D:-D
57. xxx ( 18/09/2006 22:00)
fasaly:

otran'ny tena niratra be zà reto androany a!
ny antony de otran'ny nazoto be zà androany namaly forum....ary noteteziko saika noteteziko dool ny dinika rehetra,na de somary vizana aza de nazoto namaly beuh! faly ve zà androany sa naninona????....:roll::P sambatra be zà anio fa namaly forum ary enao?????:roll::wink: aleo angaha ataoko hoe tsy foiko mitsy lay forum a!:-D


Milay izany ry fasaly fa tandremo ihany fa misy mpanjono mpi-forum anie hono ao e! :-D
58. mandrindra ( 19/09/2006 12:23)
fiffi, mbola tsy misy mandrindra sy ny tariny izany fa lôlô sy ny tariny no misy :-D:-D:-D. dia ity i mandrindra irery fa tamy hamono baolina. i fasaly moa izany efa manaiky fa avela ho faty ny baolina fa ianao sy ny dôpinao sisa no andrasana :-D:-D
59. fasaly ( 19/09/2006 17:46)
xxx: mpanjono mpiforum ahoana zany fa tsy azoko???:roll::roll::roll: hazavao hoe sao voajono eto marina zahay kanou:°):°)
60. fasaly ( 19/09/2006 17:48)
Fiffi:

nitsaoka matanjaka ry mandrindra sy ny tariny mahita antsika manao entrainement io akia ry fasaly an! :-D:-D:-D:-D:-D


f'ita wa! tsisy sahy manatona atsika tsony zao fa jereo nge tsika roa amlay mijijy bôl beuh e!:-D:-D:-Daiza i mandrindra amzao:-D:-D tsisy bôl maty zany eo wa!:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.216