PARE: rond sa carré?

1. andraina7 ( 07/09/2006 12:15)
8O:lol:lol:Blague iany ty ka blague!!!!
Nisy vevavy izay ono nametraka vola t@ banque(200 000 000AR).Da zendana le directeurn'le Bq ka nanontany; toy zao no resaka:
-Ahoana kay no nahitanao io vola b io?
-Tsotra! nanao paré! Ndao tsika sy enao ko hanao.fa zao boribory sa carré ny "testicule"nao?
-Inona no ifandraisan'zany? aiza no hisy testicule carré!
- Za manao oe carré! Ötrinona no paré fa za vonona hijery!Saingy tsy anio fa omeo fotoana za
-AR 50millions. Tandremo mitsatsaka an; demain à 9h ts diso
-OK
Nony ampitso...
-Tonga izao Mr le Directeur!Za tsy miova @le tsniko oe carré le izy!
-Io olona miaraka aminao io zany no vavolombel?
-eny sefo! ka ao @zay ary jerena...
5mn après
-Omeo ny volako Madame a! Enao de adala mitsy;matou za sahy de fantatro fa boribory ny anah!
-OK aza matahotra fa omeko ny anao de andraso aloha ho azo ko ny volako @ty ol nanao vavolombel ty fa ananako 100millions izy. Nanao Paré ko mantsy izahay sy izy fa izy tsy nino oe ho sahy Hitsapa testiculena Directeur zany za kay enzo nety! De anao ny 50millions mo anah ny 50millions...De ozy directeur oe:8O8O8O
Madame kosa: =))=))=))=))=))=))=))





novalian'i pissoa ny 07/09/2006 20:33
2. Simpona ( 07/09/2006 12:57)
=))=))=))=))=))
3. lolabe ( 07/09/2006 13:09)
:-@=D:snif:
4. kala ( 07/09/2006 14:53)
efa re saingy mialy foana ê!:-D:-D:-D:-D:-D

zà zany donjona be fa noheveriko hoe : pare brise no ho valiny eo =))=))=))=))
5. lapino ( 07/09/2006 15:02)
:-D:-D:-D
6. kiali ( 07/09/2006 20:26)
nenah carré ko!!
iza ny hitasapa?
7. pissoa ( 07/09/2006 20:33)
Efa heno koa fa :-D:-D:-D ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7361