MENU DU JOUR

1. boubounezy ( 06/09/2006 20:25)
LEGUMES FARCIE AU FOUR na grillé
alaivo ny ovy 1 isanoull
uabergine 1
oignon ngéza 1
tomate ngeza 1
cougette rond na courgette lava2 tsy dé lava lotra 1
sasao tsara ireo
refa vita dé tapao2 arakarakiny formany
na ohatra ny tomate ny cougette dé somary tapaina eo akaikiny lohany
esory @ sotro ny ao anatiny
ataovy anaty bôl dôly ary lé tao anatiny
dé asio sira
poivre kely
thym
graine de coriandre
tongolo gasy vototo
estragon
afangaroy dôly reo @ lé tao anaty légumes
fénoy tsy ray1 @ lé farce ny légumes efa vida
ataovy anaty four manrampamasaka azy
azonao asina filet de poissons efa potipoteina na totokena na crevettes na chaire de crabe @ zé itiavanao azy lé farce vita t@ légumes reo.
mazoto ô!;-)


2. boubounezy ( 06/09/2006 20:28)
ra misy zavatra itanareo tsy ampy dé teneno iany za fa ndray2 misy adinoko satry za tsy manana boky ré7 ovakina fa mba manao zé saimpatako fotsiny e!:oops:
3. cathy ( 06/09/2006 21:07)
:miam::miam::miam::miam::miam:
4. cutie ( 06/09/2006 21:15)
:miam::miam::miam::miam::miam:
5. soanja ( 07/09/2006 05:11)
Mankasitra mankatelina tompoko!:-*:-*:-*:-*
6. xxx ( 07/09/2006 07:51)
ahona kay ny fanaovana le sauce flood bechamel ry boubounezy ?
7. mamzelkely ( 07/09/2006 08:04)
ts maintsy asina aubergine ve :?
8. naritsimba ( 07/09/2006 10:32)
ataon'ny mamzelkely inn njay aubergine? tandremo sao tsy hay ny fampiasana azy an!
9. boubounezy ( 07/09/2006 10:34)
za alou tsy aiko lé flood bech zany
fa ny anah lé bech fotsiny ny aiko e! ny fanaovako azy nanaranoka farine efa somary saléna za anaty cassérola dé atainginako @ feu doux, dé sady aroiroina iany izy rarahana ronono arakiny itiavanao ny ateviny farine mandramamasaka azy.
refa masaka dé rarahako crême liquida, dé tetehako ny persila madinika bé dé afangaroko ao kou dé avela angatsika
10. boubounezy ( 07/09/2006 10:36)
tsy votery asina obergine, zé légume tinao mety dôly fa io fotsiny mba hevitrako. mamz
11. booboo ( 07/09/2006 10:53)
boubounezy > merci fa tsy mbola fahitako indray ilay hoe asiana crème liquide io :-*
12. boubounezy ( 07/09/2006 11:19)
hay ve?? tena tsy aiko na tokony na tsy fa mba itako otrany tsara lé izy nandramako dé nataoko fona, fa na za aza ngé mamoromporona eo fotsiny e!
ny invention mantsy ony ny tena tsara ka tsy aleo ve ky mba manao zé mafinaritra ny tena dé ra ita tsara zaraina @ namana ndray e!!
13. mamzelkely ( 08/09/2006 12:25)
naritsimba aa za tena sakafo faran'izay ts tiko ny aubergine tena tsy tiko :?

meuh bon refa ts obligé le aubergine de ts koi fa tsara fona ny sakafo amiko :-D
14. xxx ( 08/09/2006 16:46)
:°):°)
15. diamondra27 ( 12/09/2006 06:32)
mamz: k'efa hoe ze legumes tiana hono fa tsy voatery aubergine koa, soloy courgette haingana:lol:

16. boubounezy ( 12/09/2006 09:21)
diama efa misy io fa ataovy mba zavatra haf'e!:roll:
17. diamondra27 ( 12/09/2006 09:53)
bbnz::oops::oops::oops: menatsa be za, soloina inona re e! blette ngamba sa misy tsy tia an'io
18. boubounezy ( 13/09/2006 00:31)
mety misy tsy ty no mety misy tsy mazaka kia! inn ny mamenatra anjy @ zany kou???:roll::roll::roll:
19. mamzelkely ( 13/09/2006 07:42)
diams aa hum courgette ko tena mbola eritreretina kou:-D:-D
20. boubounezy ( 14/09/2006 21:39)
mamza betsaka be ny azo anaovana ny côrzéty an!;-):-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1676