mijor vavolombelona

21. methode ( 09/09/2006 18:02)
Arahabaina aloha zany le nahita tato de mahareta hatramin'ny farany! Hirotsaka aminareo ny hasoavana sy hafaliana rehetra!
fasaly: Sao diso le tadiavina! hihihihi! Taolan-tehezan'ny taolan-tehezana??? hihihi
22. niryna ( 27/01/2007 04:34)
tafita:

Ataovy andro voamarika anaty boky volamena
ilay fifanekena
d'ilay fifanekena nataonareo fa hivady
tsy mba hiadiady
fa hahay hifanaja hifanolotra soa
enareo roa
Mahaiza mibanjina izay hoavinareo
manomboka hatreo
amin'izay tsy ho rava ilay tokatrano
toy ny vary sy rano
ka hiaraka foana hijery izay mahasoa
ianareo roa
ary dia maniry anareo hahatonga
dia irony kilonga
na lahy na vavy , ho dimby sy fara
hahazo izay anjara
hifankatia ary koa mifanaja
eo anivon'ny zaza
ka ho tatdidinareo tsy misy toa azy
ilay datin'ny Mariazy
ho sambatra hanana dimby sy fara
hoan'ilay Gasikara

Mirary soa eeeeeeeeeeeeeee






Manao ny ahy io8)8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.085