Fanotaniana tsotra ?
1. zaazay
(
05/09/2006 13:53)
miarahaba ny rehetra ny voalohan-teny !
Mba te hanotany fotsiny aloha satria vaovao ihany ny tena ka mba te hafantra ny fitsipika tokony arahana azafady , Mpamaky ny forum eto mantsy za ka toa ny itako omaly tsy hitako itsony androany ? sa sao tsy manaraka ny fepetra tokony arahana ? alohan'ny handraisana anjara mantsy dia tsara ho fantatra ny fitsipi-dalao sao dia voafafa na manjavona foana ny hafatro
misaotra ny rehetra izay mamaly ity hafatra ity

novalian'i Fiffi ny 09/09/2006 06:54
2. lapino
(
05/09/2006 14:13)
Misy hoe "fitsipi-pifehezana" etsy ankavia etsy, amin'ilay he fanoroam-pejy :wink:
3. Fiffi
(
05/09/2006 14:38)
zaazay:tongasoa aloha zaazay ! tsara aloha ny ahafantarana ny fitsipika nefa anga kosa de misy hoe voafafa na manjavona foana ny hafatra ? jereo fa ity ny fitsipka de mazotoa mi-forum an! :)http://lisitra.serasera.org/content/view/20/38/lang,mg/
alohan'ny handraisana anjara mantsy dia tsara ho fantatra ny fitsipi-dalao sao dia voafafa na manjavona foana ny hafatro
6. Fiffi
(
05/09/2006 14:42)
tena tondé maharaka hoe raha misy an'zao de voafafa sy nanjavona eh ? :wink: :)
7. hery
(
05/09/2006 14:48)
Araka io lazain'i lapino io dia jereo ilay hoe fitsipi-pifehezana etsy ambony etsy http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/policy fa io no fitsipika mifehy ny eto amin'ny forum.
Io nolazain'i Fiffi io kosa no mifehy ny any amin'ny lisitra.
Misaotra
Io nolazain'i Fiffi io kosa no mifehy ny any amin'ny lisitra.
Misaotra
10. andry08
(
06/09/2006 10:15)
Tsy pesante satria mila olona mifehy mba ho matotra na dia lehibe aza, misy anie ny olona ka manompa mihintsy e! Mila olona mandinika foana!