Mahatsiaro tsy tiana
21. kala
(
06/09/2006 07:24)
de tsy haiko intsony rireto fa ny ahy zany io toe-javatra mba hitako teny rehetra rehetra teny fotsiny io aloha kou :?
22. booboo
(
06/09/2006 09:35)
Ny nodinihako indray, satria zaho efa niandraikitra zatovo t@ skoto, dia matetika reo izay tsy maharaka ny ambiance-na groupe iraika no mahatsiaro hoe tsy tiana io ( @ lafiny intégration ). Raha vao tsy mahay mitantana ny "chef" de groupe, dia lasa atao an-kilabao foana izy @ fizarana andraikitra, na raha te-handray anjara aza dia zara raha henoina sns. Zay no maha-tonga an-dreo hieritreritra hoe tsisy mpitia.
23. diamondra27
(
06/09/2006 11:54)
booboo: mety ho izay tokoa izany angamba e! satria tsy maharaka ny activités ataon'ny be sy ny maro na te-hanao zavatra hafa na efa nahavita mialoha alohan'ny rehetra.
Misaotra anareo rehetra namaly
Misaotra anareo rehetra namaly
24. mamafara
(
06/09/2006 12:50)
Fiffi:
kala:nefa tena tsy logique mihintsy io satria fantany fa tsy tian'ny olona izy koh maninona no mbola hanao na miseho snob hiany ? :roll:
Tsy haiko ilay olona na karazan'ireny le miseho snob ireny "snobinard" zany ê! ka logique be raha tsy dia tian'ny namany.
ka amin'ny voalohany ilay olna @ fandraisako ny resaka eto, mety l miseho milay ireny nefa lay fiainana sy ambiance ao @ groupe na club mety coll be. Mahatsiaro tsy tiana izy. Ilaina ny fahaizana mi s'intégrer @'ireny karazan'olona ireny. Avela ny maha ianao anao any ambadika any fa miova kely
25. pissoa
(
06/09/2006 12:57)
diamondra27:
Indraindray dia mahatsiaro tsy tian'ny olona ny tena na ny marimarina kokoa "tsy misy tia ahy". Izany no hita eo @ adoletsanta=tanora kely , na koa olondehibe azA;
Lasa ny eritreritro hoe: inona no mahatonga ny olona hiteny an'io? Ilay olona ve no misy olana sa tena tsy misy tia azy tokoa
# Raha toa ka misy mpitia izy ... dia izy izany no mila voa tsy ary, mangataka mihoatra ny azon'ny olona omena.
# Raha toa ka tena tsisy mpitia izy dia izy no tokony mandinika ny tenany fa tsy be taraina hoe tsy misy tia ahy.
:roll::-D:-D:-D
26. booboo
(
06/09/2006 13:12)
Pissoa > " inona no maha tonga ny olona hiteny an'io " no fanontaniana ange fa tsy hoe olona manakory na inona no tokony hataon'ny olona mpanao an'izany ? si ?
27. pissoa
(
06/09/2006 14:12)
Oops - reformuler-na kely aza ny phrase-ko e ... :oops::oops::oops:
# Na izy misy mitia ihany fa mila voa tsy hary, mitaky mihoatra ny azon'ny olona omena.
# Na izy tsisy mpitia mihitsy donc tokony mandini-tena fa tsy be taraina hoe tsy misy mitia ahy
Mety ve :@
# Na izy misy mitia ihany fa mila voa tsy hary, mitaky mihoatra ny azon'ny olona omena.
# Na izy tsisy mpitia mihitsy donc tokony mandini-tena fa tsy be taraina hoe tsy misy mitia ahy
Mety ve :@
30. simplex
(
08/09/2006 20:04)
Matetika refa tsy mahazo ny zavatra iriana, na hita fa misy manana na hoe miaina izany, avy @ fiaraha-monina ny olona adoletsanta de mahatsiaro tena hoe "tsy tiana".
*tsy tian'ny RAR-ko ah fa tsy avelany manao an'izao nefa ny RARn'i Keta mamela azy, na hoe nefa zokinay mahazo... mazava hoazy fa tsy hoe tsy fitiavana le izy fa ilay izy hoe mbola adoletsanta de mbola tsy mahavita mandinika lalina fa ny tonga de hiseho sy hitady ny mahafinaritra azy foana no ao an-tsaina voalohany
* Any an-dakilasy: eto aloha de tsorina fa arakaraky ny toerana misy ilay ol no ilazana hoe ra snob snob de tsy tian'ny ol na hoe tena vao mia tian'ny ol be ary. Eto ihany koa dia mbola faniriana ihany hoe fa nahoana ary za no tsy mba manana namana otrandry Bozy. Mety hoe tian'ny namany ihany izy fa izy fotsiny no "fermee" be de lasa "marginalisee" hoazy. Mety hoe ihany koa hoe tsy tian'ny namany tsotra izao izy. Noho ny toetrany na hoe izy tsy snob (na koa hoe snob loatra)ohatra na otr'izany e, mi-"se demarque" @ hafa nefa tsy @ tsara sy idealy eo anivon'ny rehetra. Eto indray de tsisy vahaolana afatsy ny hoe sahia tsotra, aza miidy @ tenanao...
Arakaraky ny mahalehibe ilay olona no ahatsapany fa mila mi-"comprendre", misaina sy mihevitra tsara aloha alohan'ny hitsarana hoe tsy tia na tia. Samy manana ny fomba fiainany ny tsirairay, fa refa tsotra sy mahafehy tena ianao de tokony tsy hipetraka intsony io olana io...
:-*:-*
32. ninih
(
11/09/2006 11:39)
ny fivelarana @ manodidina sy ny fahaizana mianina ve izany no ilaina e!