Sady Politika ity, no Lalana, no Feon-gazety koa.
Misy parlementaires mangataka ny fametra-pialan'i Ravalomanana. Somary nanaitra ny masoko, nitranga androany Alatsinay 04 septambra 2006:
ny fahitako azy kosa aloha de normal raha toa ka manao an'io fangatahana io ny parlementaires satria raha arakin'ny fahalalako azy aloha hoe ny prezidà tsy maintsy miala aloha alohan'ny hametrahany indray ny candidature-ny !