Aleo manontanintany foana toy izay....

1. 100tinl ( 04/09/2006 14:51)
Mba te-hanontany anareo any canada na etazonia any aho fa nisy filazana nivoaka tamin'ny gazety L'Hebdo de Mcar t@ sabotsy teo hoe misy izany assistance étudiants étranger izany afaka mikarakara sy manome bourse mankany @ ireo firenena ireo , rehefa nijery ilay site aho : www.aeeDOT.com dia voalaza fa mandoa 45$ vao afaka nisoratra anarana ? Ny fanontaniana dia : AZO ANTOKA VE NY ZAVATRA TOY IZAO SA MISY FITAKA ANY HO ANY, tena misy tokoa ve io bieao AEE io sao very vola any ny tena raha sanatria mandefa 45$ NEFA tsisy valiny avy eo....! Raha service afaka miantoka bourses be dia be ve izy dia mila 45$ indray...sa .Mba valio rehefa misy vaovao.MISAOTRA RY NAMANA !
novalian'i Fiffi ny 10/09/2006 15:56
2. Fiffi ( 04/09/2006 15:20)
100tinl: raha zah enao tondé manantona avy hatrany ao @ ambasady . http://www.immigrer.com/bourses/
3. Herimiafina ( 04/09/2006 15:30)
Ity misy dinika mety hahaliana anao ry namana!

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m44f561add5e64

Mazotoa e! :^):-w
4. Fiffi ( 04/09/2006 16:29)
hay tokoa efa nisy dinika @ io resaka io tato.
5. xxx ( 04/09/2006 18:12)
za efa nandefa vola tany fa tsy nahazo bourse tany aminy akory.
asa alou fa andramo ihany raha te..
6. Fiffi ( 04/09/2006 20:57)
100tinl:
Raha service afaka miantoka bourses be dia be ve izy dia mila 45$ indray...
tsara fantarina angamba de na inona hatao na inona tadiavina de tsy maintsy misy kosa ny fandohavana frais na de hoe kely fotsiny aza par rapport @ le vola na fanampiana mety ho azonao . Fa aleo mailo hiany satria bdb ny mpisandoka.


7. malalatinasoa ( 05/09/2006 04:56)
Ny tao @ CCA taloha (Ambohidahy) nisy centre natokana ho an'ireo izay te-hanohy fianarana any US. Misy ny liste ny universite sy ny andinindiny rehetra tokony atao sy ilaina + fijerena @ internet ireo gratuit. Afaka niresaka nivantana t@ mpikarakara koa t@ izany raha nisy nanitikitika.

Ataoko angamba fa mbola misy ilay izy @ izao fotoana izao, fa anontanio ny american embassy na ny american cultural center.
8. xxx ( 06/09/2006 16:37)
Ho very vola fotsiny ianareo fa ataon'ny olona fangalam-bola. Ny informations momba ny bourse dia gratuit. Hita @ internet daholo izany. Ny bourse dia ny organisme na université no mijery directe ny dossier sy mifidy izay olona omeny fa tsy mandalo intermediaire izany mihitsy.
Matoa manome casier postal io olona io fa tsy manome adresse tena izy dia misy zavatra tsy mazava ao. Efa be ny cas famitaham-bahoaka ohatran'io eto Canada fa dia mitandrema!!! Be no fanenjenahana @ cas toy io fa miova anarana fotsiny izy dia mamerina ny ataony @ anarana vaovao.
9. Fiffi ( 07/09/2006 16:59)
fa tsy maintsy mba misy frais kely kosa hoa an! fa kely de kely io an! ohatra na de hoe valopy tmbrée aza !
10. madagasikara ( 10/09/2006 12:30)
Ka raha hiandry zavatra bojo foana eo isika gasy dia tsy ho tafita mihitsy, mba ialao tsikelikely ny toetsaina toy izay e.
11. Fiffi ( 10/09/2006 15:56)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.343