Mirary soa

1. fek ( 04/09/2006 12:07)
fiteny matetika ny hoe mirary soa raha misy fisehoan- javatra iray, indrindra anie ka nahafaly ilay izy. fa manitikitrika ahy ny filaza hoe "félicitation" amin' ny teny malagasy
novalian'i ninih ny 06/09/2006 12:48
2. fek ( 04/09/2006 12:08)
Mba mianara teny malagasy fa zao sahirana nefa mba gasy ihany. félicitation avy dia tsy hay ny dikany
3. pissoa ( 04/09/2006 12:24)
Arahabaina ... no fampiasan'ny olona matetika ... tsy haiko raha mahalaza azy io na tsia :oops:
4. Fiffi ( 04/09/2006 14:43)
ié ! tena io mihintsy no filaza azy hoe "arabaina" :)
5. mamzelkely ( 04/09/2006 15:21)
amiko miankina am le situation ny fiteny azy : ra afaka fanadinana zao "arabaina afaka fanadinana" ra avy natao mariazy " arabaina nahazo toka-trano" nefa de tô félicitation fôna no tenenina ra vô amireo situation reo :-/
6. Fiffi ( 04/09/2006 16:40)
zany hoe arahana @ le situation ny filazana an'le hoe arabaina!
7. xxx ( 05/09/2006 09:02)
de felicitasoa zany eh:°):°):°)
8. ninih ( 05/09/2006 12:38)
ie! "arabaina" fa na izany aza misy karazany arakaraky ny toe-javamisy kosa e! oh. hoe fanambadiana na hetsika hafa koa fa @ akapobeny mety le arabaina kah!
9. prime ( 05/09/2006 13:40)
"arahabaina vita hasoavana"... ohatsa...:-P:-D:-D
10. pissoa ( 05/09/2006 13:58)
Arahabaina fa (antony iarahabana) izany e :-D:-D:-D

Prime, Arahabaina vita hasoavana :-D:-D:-D
11. naritsimba ( 06/09/2006 10:12)
ARAHABA: Misy heviny manokana io teny hoe arahaba io,
ny hevitra tsotra indrindra fonosin'io dia midika firarian-tsoa lehibe, ny zavatra tsara ihany no lazaina @ io. Tsy ialy mifandray tanana akory, fa ilay firariana ny soa sy ny tsara hatrany.
12. ninih ( 06/09/2006 12:48)
arabaina daolo izany fa nahay nanazava ko =D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5336