mba te hifandray @ ze te hamaly
24. simplex
(
12/12/2006 20:03)
fomba malagasy ny mampafantatra ireo namany malagasy @ namany vaovao.
25. kallakelly
(
12/12/2006 20:06)
Salut simplex, misaotra @ tonga soa. Izaho aloha tsy sefo @ inon'inona e! ary eny mety ho cool kosa aloha. Fa maninona no ataon'i Kelly13 hoe haut les mains simplex?
26. kelly13
(
12/12/2006 20:10)
hihihi!! ka satria heveriny fa kala sy kelly13 nitambatra i kallakelly :-D
au fait, tonga soa njy, d za maman au foyer
au fait, tonga soa njy, d za maman au foyer